Jejoo

Dans la même rubrique

Vehivavy tsy manan-kialofana nampanaovina fanabeazana aizana an-keriny

18/06/2018

Miakin-doha amin’ny alikaola i Janina, vehivavy tsy manan-kialofana iray ao Brezila ary niteraka valo. Tamin’ny volana ôktôbra tamin’ny taon-dasa no teraka ilay farany. V

 Lire la suite...

Renim-pianakaviana maty notifirin’ny jiolahy teo imason-janany

18/06/2018

Renim-pianakaviana iray, 28 taona, no maty novonoin’ny mpanendaka tao Saint-Louis, Missouri Etazonia, tamin’ny faran’ny herinandro teo.

 Lire la suite...

72 taona aty aoriana vao nahafantatra izy roa fa nifanakalo teo am-pahaterahana

18/06/2018

72 taona aty aoriana vao nahafantatra i Linda Jourdeans sy Denice Juneski fa nampifanakalozan’ny tany amin’ny hopitaly izy ireo,

 Lire la suite...

Sôkôla efa tany amin’ny taona 1941, natao lavanty

15/06/2018

Olo-malazan’ny ady lehibe voalohany i Richard Bullimore, miaramila Anglisy niady ho an’i Frantsa. Naharay fanomezana ireo miaramila ireo nandritran’ny fety, tany amin’ny taona 1914 tany.

 Lire la suite...

Mpivady vao nanao « selfie », maty nianjera avy eny ambony havoana

15/06/2018

Mpivady vao tera-tany aostralianina, nitsangatsangana tany amin’ny morontsirak’i Lisbonne, Portugal, no niara-namoy ny ainy tany an-toerana, tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo.

 Lire la suite...

Naolany ilay tovovavy manana fahasembanana mba ho bevohoka !

15/06/2018

Naolan’i Karim nandritra ny 3 andro, sady tsy navelany nihinana pilina fanabeazana aizana, ny totovavy iray manana fahasembanana ara-tsaina, mba ho bevohoka.

 Lire la suite...

Pasitera manindrahindra ny fahamasinan’ny fivaviana !

14/06/2018

Voarara nanomboka ny taona 2011 ny famorana ny vehivavy ao Kenya, saingy nametraka fitoriana ilay mpitsabo, Tatu Kamau, mba hanalalahana izany fomba izany.

 Lire la suite...

Manerantany

Tanana tapaka miisa 54, hita tao anaty harona plastika

13/03/2018

Mpanjono iray no nahita tanana iray nitsingevana, nanamorona ny renirano Amour ao Siberia. Niantso ny pôlisy avy hatrany ity mpanjono ity, ka ireo pôlisy indray no nahita harona plastika lehibe nahitana tanana niisa 53 tao anatiny, teo akaikin’ny toerana nahitana ilay tanana voalohany.

Mbola tsy fantatra ireo tompon’ireto tanana ireto ary tsy fantatra ihany koa ny antony nanapahana izany. Nahitana ireny bandy sy aron-tongotra fampiasa any amin’ny hôpitaly ireny kosa, teo akain’ilay harona. Samy naminavina ny anton’izany ny haino aman-jery any an-toerana, toy ny sazy omena ny mpangalatra, taorian’ny halatra nataony nefa dia niisa 27 izany ireo mpangalatra, raha ity tranga ity no jerena. Eo ihany koa ny mety ho nampiasàna ireo tanana ireo nanaovan’ny mpianatra ho mpitsabo fitiliana. Matetika koa anefa no manapaka ny tanan’ireo razana tsy misy mpaka ny laboratoara any Rosia, mba hitehirizana ny lavotondron’ilay olona maty. Iray tamin’ireo tanana hita ireo ihany nefa no azo nalaina ny lavotondrony.

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo