Jejoo

Dans la mÍme rubrique

Vehivavy tsy manan-kialofana nampanaovina fanabeazana aizana an-keriny

18/06/2018

Miakin-doha aminíny alikaola i Janina, vehivavy tsy manan-kialofana iray ao Brezila ary niteraka valo. Taminíny volana ŰktŰbra taminíny taon-dasa no teraka ilay farany. V

 Lire la suite...

Renim-pianakaviana maty notifiriníny jiolahy teo imason-janany

18/06/2018

Renim-pianakaviana iray, 28 taona, no maty novonoiníny mpanendaka tao Saint-Louis, Missouri Etazonia, taminíny faraníny herinandro teo.

 Lire la suite...

72 taona aty aoriana vao nahafantatra izy roa fa nifanakalo teo am-pahaterahana

18/06/2018

72 taona aty aoriana vao nahafantatra i Linda Jourdeans sy Denice Juneski fa nampifanakalozaníny tany aminíny hopitaly izy ireo,

 Lire la suite...

SŰkŰla efa tany aminíny taona 1941, natao lavanty

15/06/2018

Olo-malazaníny ady lehibe voalohany i Richard Bullimore, miaramila Anglisy niady ho aníi Frantsa. Naharay fanomezana ireo miaramila ireo nandritraníny fety, tany aminíny taona 1914 tany.

 Lire la suite...

Mpivady vao nanao ę selfie Ľ, maty nianjera avy eny ambony havoana

15/06/2018

Mpivady vao tera-tany aostralianina, nitsangatsangana tany aminíny morontsirakíi Lisbonne, Portugal, no niara-namoy ny ainy tany an-toerana, taminíny faraníny herinandro lasa teo.

 Lire la suite...

Naolany ilay tovovavy manana fahasembanana mba ho bevohoka !

15/06/2018

Naolaníi Karim nandritra ny 3 andro, sady tsy navelany nihinana pilina fanabeazana aizana, ny totovavy iray manana fahasembanana ara-tsaina, mba ho bevohoka.

 Lire la suite...

Pasitera manindrahindra ny fahamasinaníny fivaviana !

14/06/2018

Voarara nanomboka ny taona 2011 ny famorana ny vehivavy ao Kenya, saingy nametraka fitoriana ilay mpitsabo, Tatu Kamau, mba hanalalahana izany fomba izany.

 Lire la suite...

Manerantany

Vehivavy namorona servieta afaka mamantatra ny zava-pisotro misy rongony

13/03/2018

Niharaníny herisetra ara-pananahana sy fanolanana i Danya Sherman, satria nisy nanisy rongony ny zava-pisotrony izay sendra navelany teo ambony latabatra vetivety.

Satria tsy izy ihany no niharan’ny toy izany dia nitady fomba azo hamantarana izy, raha nisy nanisy rongony ny zava-pisotro iray ao anaty vera na tsia. Namorona ny antsoina hoe : KnoNap ary izy, izay karazana servieta toy ny mahazatra ihany raha jerena, saingy vitan’izy ity ny mamantatra karazana rongony 26 amin’ireo 40 tena fampiasan’ny mpanolana. Asiana indroa na intelo mitete amin’izay zava-pisotro ahiana ho nisy nanapoizina fotsiny eo ambonin’ilay servieta dia miova loko avy hatrany raha vao misy singa ahiahiana ao anatin’ilay zava-pisotro. Marobe sahady ireo manohana ity tetikasan’i Danya ity. Nanolotra vola mitentina 10 000 $ ho azy ny oniversite George Washington, izay toeram-pianarany. Nanome fanampiana 50 000 $ ho azy koa ny hetsika Women in the World Salon mba hampivelarana ny orinasany, izay hamokatra betsaka ity sevieta ity. Nomena azy koa ny anaram-boninahitra Toyota Mother of Invention.

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo