Jejoo

Dans la mÍme rubrique

Vehivavy tsy manan-kialofana nampanaovina fanabeazana aizana an-keriny

18/06/2018

Miakin-doha aminíny alikaola i Janina, vehivavy tsy manan-kialofana iray ao Brezila ary niteraka valo. Taminíny volana ŰktŰbra taminíny taon-dasa no teraka ilay farany. V

 Lire la suite...

Renim-pianakaviana maty notifiriníny jiolahy teo imason-janany

18/06/2018

Renim-pianakaviana iray, 28 taona, no maty novonoiníny mpanendaka tao Saint-Louis, Missouri Etazonia, taminíny faraníny herinandro teo.

 Lire la suite...

72 taona aty aoriana vao nahafantatra izy roa fa nifanakalo teo am-pahaterahana

18/06/2018

72 taona aty aoriana vao nahafantatra i Linda Jourdeans sy Denice Juneski fa nampifanakalozaníny tany aminíny hopitaly izy ireo,

 Lire la suite...

SŰkŰla efa tany aminíny taona 1941, natao lavanty

15/06/2018

Olo-malazaníny ady lehibe voalohany i Richard Bullimore, miaramila Anglisy niady ho aníi Frantsa. Naharay fanomezana ireo miaramila ireo nandritraníny fety, tany aminíny taona 1914 tany.

 Lire la suite...

Mpivady vao nanao ę selfie Ľ, maty nianjera avy eny ambony havoana

15/06/2018

Mpivady vao tera-tany aostralianina, nitsangatsangana tany aminíny morontsirakíi Lisbonne, Portugal, no niara-namoy ny ainy tany an-toerana, taminíny faraníny herinandro lasa teo.

 Lire la suite...

Naolany ilay tovovavy manana fahasembanana mba ho bevohoka !

15/06/2018

Naolaníi Karim nandritra ny 3 andro, sady tsy navelany nihinana pilina fanabeazana aizana, ny totovavy iray manana fahasembanana ara-tsaina, mba ho bevohoka.

 Lire la suite...

Pasitera manindrahindra ny fahamasinaníny fivaviana !

14/06/2018

Voarara nanomboka ny taona 2011 ny famorana ny vehivavy ao Kenya, saingy nametraka fitoriana ilay mpitsabo, Tatu Kamau, mba hanalalahana izany fomba izany.

 Lire la suite...

Manerantany

Notsatotsatohany ny antsy ny vady aman-janany, noho ny hasarotam-piaro

13/03/2018

Aminíny 16 martsa ho avy izao no hivoaka ny didim-pitsarana mahakasika aníi Yassine Mechta, raim-pianakaviana nandripaka ny vady aman-janany miisa enina, tao RhŰne Frantsa.

Tamin’ny 5 desambra 2015 no nanaovany izany zava-doza izany, vokatry ny hasarota-piaro. Notsondroniny tamin’ny antsy  ireo zanany 5 volana, 17 volana, 2 taona ary 6 taona, ary koa ilay renim-pianakaviana izay nitondra vohoka 1 volana. Mbola tratra tao an-tokontranony moa izy, niaraka tamin’ilay antsy feno rà teo akaikiny, tamin’ny fotoana nahatongavan’ny mpamonjy voina. Niaiky ny heloka bevava vitany rahateo izy ary mbola nampiany fanazavana koa fa tena saro-piaro be amin’ny vadiny izy, nefa nahiany mafy ho nampirafy azy ity farany. Nibaboka ihany koa anefa izy, fa mbola izy ihany koa no namono ny rahalahiny, 3 andro mialohan’ity nandripahany ny ankohonany ity. Nisy nieren-doza ihany anefa ny zanak’izy mivady, satria tany amin’ny havany ilay lahimatoa, 13 taona. Asa an-terivozona mandrapaha-faty no heverina fa sazy hiandry ity raim-pianakaviana ity.

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo