Jejoo

Dans la même rubrique

Krepy amin’ny fraomazy sy epinara

20/09/2018

Akora ilaina (ho an’olona 6) Epinara efa masaka sy notetehina, 250g · Fraomazy 145g, efa nokikisana · Dipoavatra efa nopotsehina · “Noix de muscade” efa voakiky · Fraomazy 25g · Paprika ½ sk · “Chapelure” 40g

 Lire la suite...

Atidohan-kena sy voanjo nendasina

19/09/2018

Akora ilaina · Atidohan-kena 3 · Atody lehibe 1 · Voanjo 40g · Noisettes efa potika 40g (raha mahita) · Menaka 2 sf · Dibera 5g · Vinaingitra 1 sf · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

« Rouleau de printemps aux fruits »

17/09/2018

Akora ilaina · Voankazo mena mifangaro 400g · Coulis amin’ny voankazo mena 20 sl · “Feuilles de riz” 8 · Solila raviny 8 · Tamenak’atody 3 · Siramamy 100g · Tavim-boanio 25sl · Nofom-boanio efa voakiky 2sf · Vary botry efa masaka 100g · “Maïzena” 2 sf · Lavanila tahony 1

 Lire la suite...

Poavrao sy sakay atao kaofitira 1. Kaofitira poavrao mena sy voasarimakirana

14/09/2018

Akora ilaina · Poavrao mena 12 · Sira vaingany 2sf · Vinaigre de cidre 375ml · Rano 125ml · Vosarimakirana 1 tsy novoasana fa nozaraina 4 · Siramamy 750g

 Lire la suite...

Rambon’omby atao “ terrine”

13/09/2018

Akora ilaina · Karaoty 400g · Poarao 1 · Selery tahony 1 · “Bouquet garni” 1 · Rambon’omby 1.5kg efa notetehina · Tongotr’omby 1 · Tongolo be 1 · Tahona jirofo 1 · Dipoavatra mainty voany 5 · Kotomila tahony 2 efa notetehina · Divay mena 75sl · Navets 150g · Persily fehiny ½ · Dibera 10g · Sira vaingany 1 sk · Dipoavatra · Sakay vovony 1 tsongo

 Lire la suite...

Tongo-kisoa nasiana sesika

12/09/2018

Akora ilaina · Tongo-kisoa miisa 4 · Crépine 500g · Tamenak’atody 1 · “Talon de jambon” 1 · Tongolo be 2 · Persily 2 · Divay fotsy 10 sl · Mofo 1 · Ronono 1 vera · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Mofomamy rosiana

10/09/2018

Akora ilaina · “Sucre glace” 70g · Vovoka amandy 70g · Lafarinina 25g · Ronono 40 sl · Tapotsin’atody 5 · Siramamy 20g

 Lire la suite...

Sakafo

Krepy amin’ny zavoka sy fraomazy

13/03/2018

Akora ilaina · Lafarinina 200g · Atody 2 · Ronono ½ l · Menaka 2 sf · Sira 1 tsongo · Nofon-trondro 4 · Fraomazy fondu na « cream cheese » · Zavoka 2 · Ranom-boasarimakirana · Pistache 50g



Fomba fikarakarana azy

1.      Afangaro ny lafarinina sy ny sira

2.      Asiana lavaka eo afovoany dia vakiana eo afovoany eo ny atody ary araraka ao ny menaka sy ny ronono

3.      Aroina mba hahazoana paty mitsiranoka

4.      Avela hipetraka mandritra ny ora iray io paty io, fa saronana amin’ny lamba madio

5.      Tapitra io fe-potoana io dia endasina ny krepy. Tsy atao matevina loatra

6.      Tetehina efamira ny trondro

7.      Zaraina roa ny zavoka dia esorina ny voany

8.      Tetehina efamira ihany koa ny nofony ary  asiana voasarimakirana

9.      Asiana sira sy dipoavatra ny fraomazy na ny “cream cheese”

Rehefa vita avokoa ny krepy

10.  Andrasana mangatsiatsiaka dia velarina ary hosorana an’ilay krema efa namboarina niaraka tamin’ny zavoka teo

11.  Ahorongorona ka ampidirina ao anaty vata fampangatsiahana mandritra ny ora iray eo ho eo.

12.  Rehefa handroso mihitsy vao tetehina boribory na somary mihorirana, araka izay hitiavana azy

13.  Aroso miaraka amin’ny saosy soja ireo

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo