Jejoo

Dans la m麥e rubrique

Ady amin地y herisetra : Ankizy 1 amin地y 4 no tsy mahatsiaro tena ho voaaro eo anivon地y sekoly

21/06/2018

ォ Omena endrika izay tsy azo tantaraina サ ! Lohahevitra nitondrana ny famoahana ny tatitry ny fanadihadiana momba ny herisetra mianjady amin地y ankizy, notontosaina ny talata lasa teo izany.

 Lire la suite...

Tsy fihafiana ny manam-bady

13/06/2018

Vehivavy aho no mizara ny efa niainako eto amin地y Jejoo anio. Te hanoro hevitra an段reo vehivavy toa ahy aho, izay mihevitra fa fihafiana ny tokantrano.

 Lire la suite...

Hanova anarana: inona avy ny taratasy ilaina? aiza no haleha?

16/04/2018

Noho ny antony samy hafa dia mety tsy ho tiana ny anarana nomen地y ray aman-dreny. Azo atao ny manova azy ireny, rehefa manao fangatahana any amin地y filohan地y fitsar瀟a ambaratonga voalohany. Atoro anao anio ny fanaovana izany.

 Lire la suite...

MARC TATANDRAZA : Tranon-dainga, mpaka an-kerinyMitohy ny fikarohana azy!

15/01/2018

Marobe ireo olona tohina, noho ny zavatra rehetra nataon段lay mpitondra fivavahana antsoina hoe : Tatandraza, izay milaza ny tenany ho apstly.

 Lire la suite...

Mo Abudu, vehivavy nanangana televiziona azo jerena manerana an段 Afrika

10/01/2018

Vehivavy mainty hoditra isan地y mamiratra manerana ny kaontinanta Afrikanina i Mo Abudu. Vehivavy voalohany nanangana sy mitantana televiziona matanjaka hita manerana an段 Afrika ny tenany.

 Lire la suite...

Tahirim-pirenena momba ny fiahiana ara-tssialy Nahafa-po ny zava-bita nandritra ny 2017

29/12/2017

Taom-pahombiazana ho an地y CNaPS ny taona 2017 raha ireo zava-bitany hampahalalana ny momba ny fiahiana ara-tssialy no atao jery todika. Na izany aza anefa dia tsy mijanona hatreo fa maro ireo fanatsarana kasainy atao amin地y herintaona. Tao Antsirabe, renivohitry ny faritra Vakinankaratra no nampiantranoina ny fanakatonana tamim-pomba fisialy ny taom-piasana 2017.

 Lire la suite...

Madagascar Fashion Week Oc饌n Indien : Manomboka anio ny fotoana, any Sainte Marie

27/12/2017

Tontosaina manomboka anio ao amin地y htely Soanambo Sainte Marie, ilay hetsika ara-damaody lehibe antsoina hoe : 溺adagascar Fashion Week Oc饌n Indien.

 Lire la suite...

Dossier

Fa maninona ny vehivavy amin段zao no lasa tia mikolo ny hatsaran-tarehy ?

22/01/2018

Tao anatin地y 20 taona teo dia nisy fivoarana be teto Madagasikara, raha ny momba ny fikoloana ny hatsaran-tarehy. Efa maro isafidianana izao ny akora fikoloana tarehy hita eny an-tsena, hatrany anatin段reny varotra amin地y aterineto ireny. Matoa mihamaro izy ireny dia azo heverina fa mihaliana amin段zy ireny ny vehivavy malagasy. Inona tokoa no mety ho antony ?


Nanie : Mety ho noho ny « influence » avy amin’ny dokam-barotra, izay tena manintona sy manaitra be.  Misy ny vehivavy efa lasa zatra manao, tsy mety raha tsy « mi-se maquiller ». Eo koa ny fanirian’ny vehivavy sasany mba hiova kely amin’ny andavanandro.  Fa misy koa ny vehivavy  “complexée” dia saronana amin’ireny ny lesoka rehetra amin’ny tarehy.

Mialy : Marobe sady mety miovaova arakaraky ny olona ny antony : mety hanafenana ny tsy fahatomombanana amin'ny endrika, mety mikojakoja mba hisorohana ny fahanteran'ny hoditra… Manova be ny endrika ivelany ny fampiasana kojakoja amin’ny tarehy, ka mety efa lasa fahazarana ho an'ny vehivavy maro ny fampiasana azy.

Tsanta : Noho ny fisian'ny “réseau sociaux” de miparitaka be ilay izy. Hita ao daholo, ohatra, ny karazana “produits” ampiasain'ny “star” any ivelany, hany ka lasa liana ny olona. Misy rahateo ny mivarotra, na “vraie marque” io na tsy tena izy, dia lasa « accessible » amin’ny olona kokoa ilay izy.

Idealy : Ny antony mahatonga ny vehivavy maro mampiasa ny “produits de beauté” dia noho izy manampy amin'ny fikojana ny hoditra, ho fiarovana amin'ny fiovaovan'ny toetr’andro, ary indrindra manome hatsarana ny firafitry ny endriky ny olona iray. Manakona ireo tsy fahatomombanana rehetra eo amin'ny endrika, toy ny tasy, mony , panda... Manamarika ny mahavehivavy, manome ilay lafy  “glamour" koa.

 

Nangonin’i Miss

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo