Jejoo

Dans la même rubrique

RAZAKANAVALONA BAKOLY

21/08/2014

Reny maodely, mpandraharaha matihanina Anisan’ireo vehivavy mpandraharaha tena be herim-po Razakanavalona Bakoly, tompon’ny Poissonnerie Manda ( anaran-janany), orinasa iray mpikirakira ny resaka hazan-dranomasina eto amintsika. Ny taona 1995 no niaingany voalohany tamin’io sehatra io ary mbola iainany sy ivelomany mandraka androany. Anisan’ny nanampy azy betsaka tamin’izany ny mahazanaka mpanarato azy...

 Lire la suite...

« Gel douche intime », tena ilaina ve ?

11/03/2014

Faritra tena saro-pady eo amin’ny vehivavy ny fivaviana, ka tokony ho ara-dalàna ny hadiony. Mbola maro amintsika vehivavy anefa no misalasala amin’ny fomba fisasa tena mety. Inona marina no antony liana ireny “gel intime” ireny ?

 Lire la suite...

Mikarakara tarehy ve ianao isan’andro?

20/08/2013

 Lire la suite...

Inona no mahasorena anao indrindra amin’ny toetran’ny vehivavy ?

08/02/2013

 Lire la suite...

Tokony hiera amin’ny lehilahy ve ny vehivavy raha hanova zavatra amin’ny vatany ?

01/02/2013

 Lire la suite...

Mitsena azy isan’andro any am-piasany, mety ve?

29/11/2011

 Lire la suite...

Face à face Efa nahavanon-doza noho ny fitiavana ve ianao ? Tantarao !

04/11/2011

 Lire la suite...

Face à face

Fenotiana 17 taona : mitantara ny fahafaham-barakany voalohany

26/04/2014

Tadidiko tsara, journée des écoles tamin’izay.

 Nanao « balle » izahay tamin’izay, tao amin’ny Lycée nianaranay. Nisy lehilahy nahafatifaty ahy izay, efa nanana “sipa” izy fa tsy nanakana ahy hitsiriritra azy izany. Nitopy maso taty amiko izy dia faly be aho, nidobodoboka be ny foko. Dia nandeha ho azy ny « charme »-ko, nitsikitsiky be ery sady nivoara-mena mihitsy ! Nisy fotoana amin’izay, hira “slow” no nandeha dia nanatona naka ahy handihy izy… Hay ilay sipany no tao aorianako tao  ary ilay sipany no halainy hiara-handihy taminy. Saika tsy hitako izay nasiako ny tenako ! Ilay izy niresaka tamin’ny namany izany, mety ho nifosa ahy fotsiny ! Nandeha nivoaka avy hatrany aho fa tena menatra. Hatramin’izao, mbola tsy mety afaka ao an-tsaiko iny fotoana naha-afa-baraka ahy tanteraka iny.

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo