09/12/2020
Taorian’ny fametrahana ny « logiciel» keredata dia tafapetraka soa aman-tsara eo anivon’ireo
12/11/2020
Notanterahina ny 06 sy 07 novambra lasa teo, tao amin’ny Distrikan’i Bealanana, Faritra Sofia ny hetsika « Festival Jiro Mazava ».
11/11/2020
Niova ny solontena maharitry ny firenena mikambana eto Madagasikara. Ramatoa Natasha Van Rijn no voatendry hisahana io andraikitra io eto amintsika manomboka izao. Tera-tany aostralianina ramatoa Natasha Van Rijn.
09/11/2020
Fokontany miisa 34 ao amin’ny kaominina Amboasary, Distrika Amboasary Atsimo , no nisitraka « KALY TSINJO », akanjo fitafy isa-tokatrano avy amin’ny fitondram-panjakana izay nisoloan-dRamatoa Ministry ny Mponina MICHELLE Bavy Angelica tena nanomboka ny Talata 3 Novambra teo.
06/11/2020
Zazavavy kely miisa 3 indray no naolan’ny tovolahy iray 28 taona teny amin’ny faritra Androndrakely. Raha ny fitantaran'ireo ankizy ; araka ny filazan'ireo Ray aman-dreniny, dia notambazan’ilay lehilahy vola ireo ankizy,
04/11/2020
Tontosa omaly teny amin'ny Carlton Anosy ny fanokafana tamim-pomba ofisialy sy ny fanombohan’ny tetikasa FANDROSO. Tafiditra indrindra ao anatin'ny fahaleovan-tena ara-tsakafo ny tetikasa FANDROSO ho fampiroboroboana ny tontolo ambanivohitra.
04/11/2020
Nihena 60% -n’ireo mpandraharaha tratra nanafina entana, tamin’ny fotoanan’ny fihibohana, teto Madagasikara, araka ny nambaran’ny ministeran’ny varotra sy ny indostria ary ny asa tanana.