Jejoo

En vente actuellement 31/03/2020


Coronavirus

Tsy fanarahan-dalàna manoloana ny COVID-19 : Tompona « BAR » iray nosamborina, nogiazana ny kilalaon’ny ankizy milalao teny an’arabe

31/03/2020

Hentitra ny mpitandro ny filaminana manoloana ireo tsy fanarahan-dalàna amin’ny tsy fijanonana ao an-trano sy ny tsy fanarahana ireo fepetra rehetra efa

Lire la suite...

Coronavirus

Covid-19 : Misy 2 voa ao Toamasina, 1 ao Fianarantsoa

31/03/2020

Trangan'aretina Coronavirus miisa 3 vaovao indray no voatily teto Madagasikara ho an'ny omaly, araka ny tatitry ny filoham-pirenena. "Cas confirmés" avokoa ireo telo ireo, izany hoe anisan'ireo olona tonga teto Madagasikara tao anatin'ireo sidina farany niditra teto amin'ny Nosy.

Lire la suite...

Coronavirus

Fahazoan-dalàna manokana hivezivezy : Ho mafy ny sazy ho an’ireo manao hosoka

31/03/2020

Nandritra ny nanombohan’ny fihobohana dia miisa 2414 ireo fazahoan-dalàna hivezivezy manokana nomen’ny Antokon-draharaha Misahana ny Fitaterana an-Tanety ATT raha ny tatitra nomen’ny tale jeneralin’ny ATT, ny jeneraly Jeannot Reribaky.

Lire la suite...

Coronavirus

Laharana maitso Covid-19 : Nohatsaraina...913 raha marary, 910 raha hanontany vaovao

31/03/2020

Mahatratra aman'aliny isan'andro ireo mponina miantso ny laharana maitso 910 sy 913 izay hamaliana maimaim-poana mikasika ny Coronavirus eto Madagasikara. Nanomboka omaly dia nisy ny fanatsarana ny fandraisana ireo mponina toy ny "repondeur automatique" hamaliana ireo fanontaniana be mpangataka valiny indrindra.

Lire la suite...

Coronavirus

Coronavirus : Tsy nisy tranga hita omaly

31/03/2020

Tsy nahitana olona mitondra ny tsimokaretina Coronavirus ireo olona natao fitiliana teto amintsika, ho an'ny tontolo andron'ny omaly 30 martsa 2020. Mijanona ho 43 ihany izany hatramin'izao ireo mararin'ity aretina ity eto Madagasikara,

Lire la suite...

Coronavirus

VONTOVORONA Miisa 67 ireo olona mihiboka eny an-toerana amin’izao

31/03/2020

Ankoatra ny any an-tokantrano sy ny eny anivon’ireo hôpitaly manara-penitra roa toy ny eny Andohatapenaka sy Anosiala dia mahatratra 67 ihany koa amin’izao ireo olona mihoboka eny amin’ny “Complexe culturel et de loisir” eny Vontovorona,

Lire la suite...

Coronavirus

Ho fampanajana ny fihibohana : Navoaka ireo alika mpitsongo dia

30/03/2020

Manoloana ny fahamaroan’ireo olona mbola mivezivezy sy minia tsy manaraka ny toromarika nomen’ny fitondram-panjakana

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo