Jejoo

En vente actuellement 19/07/2019

Produit de la Rédac

« Shampoing avocat dop » : manarina volo simba !

27/03/2019

Akora fanasana volo azo ambara ho vetivety dia ahitam-bokany ny “shampoing dop” vita amin’ny zavoka. Sady malefaka ny volo no mitazona tsara ny hazozorany.

Lire la suite...

Produit de la Rédac

BLiFe color : Lokom-bolo tsy misy “ammoniaque”, misy menaka “argan”

21/03/2019

Isan’ny akora vaovao tonga eto amintsika, nanaitra sy nanintona ity BLiFe color , vokatra italiana ity. Ny mampiavaka azy dia :

Lire la suite...

Produit de la Rédac

« Alcool glycériné » : Manadio nono

13/03/2019

Akora azo jifaina eny amin’ireo toeram-pivarotam-panafody ny « alcool glycériné ». Vitsy mpahalala izy kanefa afaka ampiasaina hanadiovana sady hamandinana hoditra ihany koa.

Lire la suite...

Produit de la Rédac

« Alcool glycériné » : manadio tanteraka !

06/03/2019

Akora azo jifaina eny amin’ireo toeram-pivarotam-panafody ny « alcool glycériné ». Vitsy mpahalala izy kanefa afaka ampiasaina hanadiovana sady hamandinana hoditra ihany koa.

Lire la suite...

Produit de la Rédac

« Gommage doux » amin’ny vahona an’i Evoluderm

27/02/2019

Ilain’ny hodi-tava, indrindra rehefa mananika ny 30 taona, ny « gommage ». Ankoatra ireo atao amin’ny akora natoraly, izay tena tsara ho an’ny hoditra, ho an’ireo te hampiasa akora voavoakatra kosa dia mila jerena ireo antsoina hoe : malefaka na « doux ». Ity an’i Evoluderm ity izao mety tsara.

Lire la suite...

Produit de la Rédac

« Gommage doux » amin’ny vahona an’i Evoluderm

20/02/2019

13/02/2019

Copyright 2009 Jejoo