Jejoo

En vente actuellement 20/11/2018


portrait

Tania, mpitarika asa soa : “Raha mivondrona sy mifanampy isika, dia ho lavitry ny fahantrana “

12/10/2018

Tovovavy ao anatin’ny fahatanorana tanteraka i Tania Avanamiarantsoa, izay mivahiny eto amin’ny Jejoo anio.

Lire la suite...

portrait

Tambi Razafimahatratra : Tovovavy kely, namorona ny marika “Eneko”

10/10/2018

Tovovavy kely tsy dia be resaka sy mipirimpirina izay i Tambi Razafimahatratra. Miboiboika ao anatiny ao anefa ny fitiavana mamorona, ka nahatonga azy ho lasa “designer”, miasa ao anatin’ny tontolon’ny lamaody. Ny marika “Eneko” no entiny, ao anatin’izay famoronana ataony izay…

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo