Jejoo

En vente actuellement 21/01/2020


Boisson

Manadio aty amin’ny voaloboka maina

15/01/2020

Saika hita eny an-tsena mandavan-taona ny voaloboka maina noho izy azo tehirizina tsara.

Lire la suite...

Boisson

Manala tavy amin’ny paoma sy sira

08/01/2020

Rehefa aorian’ny fety dia tena ilaina ny mamerina ny fahadiovan’ny any anatin’ny vatana rehetra any.

Lire la suite...

Boisson

Mandoro tavy amin’ny kafe

18/12/2019

Mahavantana kokoa ireo te hampihena tena ny fisotroana rano nasiana voasarimakirana. Azo ampiasaina amin’izany ihany koa anefa ny kafe, araho anie e.

Lire la suite...

Boisson

Manadio aty amin’ny karaoty

04/12/2019

Iray amin’ireo taova tena saro-pady ny aty noho izy mitana andraikitra lehibe amin’ny vatana. Mba ahafahan’izy io miasa ara-dalana dia tena ilaina foana ny manao izay mahatsara azy.

Lire la suite...

Boisson

« Lassi » manga sy yaourt

20/11/2019

Voankazo tena mahasalama ny manga ary mitobaka izao amin’izao. Fomba iray azo hikarakarana azy, mba hanova kely ny tsiro mahazatra antsika ity entina anio ity.

Lire la suite...

Boisson

Zava-pisotro manala poizina amin’ny vatana

13/11/2019

Tsy voatery amin’ny fikarakarana ny volo sy ny vatana ihany no afaka ampiasaina ny vahona fa azo atao zava-pisotro ihany koa izy ireny.

Lire la suite...

Boisson

Ranona mananasy, mandoro ny tavy

06/11/2019

Manala santimetatra vitsivitsy ny tavy amin’ny vatana ny fisotroana matetika ity ranom-boankazo ity noho izy ahitana taha “fibre” ambony izay manatsara ny fandevonana sakafo. Araho eto ambany ny fanaovana azy.

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo