Jejoo

En vente actuellement 22/05/2019


Minceur

Jus baranjely 3 vera isan’androdia mihena

23/05/2019

Mety efa renao ihany fa manafisa-kibo ny baranjely. Misy ihany ny tsara ho fantatra ny amin’ny fomba fampiasana azy. Tsy ny kibo ihany no ho fisaka fa ny vatana manontolo mihitsy no mihena sady hihasalama ny taova ao anaty raha voahaja tsara izany.

Lire la suite...

Minceur

Ranona paoma sy tantely, mitroka tavy!

20/05/2019

Mbola misy paoma ihany eny an-tsena amin’izao na dia efa faramparan’ny vanim-potoana hisiany aza izao.

Lire la suite...

Minceur

Manafaingana ny fampihenan-tena amin’ny tantely sy voasarimakirana Ny fomba tena mety hahazoana vokatra

16/05/2019

Teboka roa tena tsy azo hiodivirana rehefa te-hampihena tena ny misakafo voalanjalanja sady manao fampihetseham-batana.

Lire la suite...

Minceur

“Acupuncture” mampahia, tena mandaitra!

13/05/2019

Teknika efa misy eto amintsika ny fampiasana ny otra hampihenan-tena. Anisan’ny somary vaovao kosa ny fampiasana ny teknikan’ny “acupuncture”. Anisan’ny mampihatra izany ny “La Thérapie Madagascar” izay etsy amin’ny Zoom Ankorondrano. Ireo tsara ho fantatra :

Lire la suite...

Minceur

Paipaika hafakely 4 mampihena

06/05/2019

Raha efa nataonao ny fomba mahazatra rehetra hampihenan-tena kanefa tsy nandaitra taminao izy dia andramo indray ireto manaraka ireto. Hafakely tokoa kanefa voaporofon'ireo siantifika fa mandaitra izy ireo :

Lire la suite...

Minceur

Manala tavy amin’ny voasarimakirana…araho ireto!

02/05/2019

Dingana voalohany : Mialoha ny hanombohana régime dia tokony ho azo antoka fa miasa tsara ny aty ka tsara diovina. Ity no fomba hanadiovana azy :

Lire la suite...

Minceur

Mampihena tena amin’ny yaourt Sakafo karazany 4 azo atao

25/04/2019

Manahiran-tsaina tokoa indraindray ny mitady izay sakafo hohanina kanefa tsy mampatavy. Tsy mety koa ny mampijaly tena.

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo