Jejoo

En vente actuellement 21/01/2020


People

Sia, Demi Lovato : Afaka tamin’ny zava-mahadomelina

21/01/2020

Maro amin’ireo olo-malaza no miankin-doha tanteraka amin’ny zava-pisotro misy alikaola. Efa betsaka ireo simba tanteraka noho io zava-pisotro misy alikaola io ny asa amin’ny maha-artista azy,

Lire la suite...

People

“Céline Dion” Nodimandry ny reniny

20/01/2020

Mafimafy ny fanombohan’ny taona ho an’i Céline Dion. Nodimandry teo amin’ny faha-92 taonany, ny zoma 17 janoary lasa teo mantsy ny reniny, Therese Tanguay Dion.

Lire la suite...

People

Ireo marika firavaka ankafizin-dry Beyoncé, Meghan Markle…

17/01/2020

Manana ny marika firavaka tena tiany ry Rihanna, Beyoncé, Gigi Hadid… Misy amin’ireny no hanaovan’izy ireo matetika mihitsy na dia fantatra fa manana marika mampanofa izany maimaim-poana azy ireo izy, rehefa hamonjy lanonana.

Lire la suite...

People

Cardi B, Billie Eilish, Gigi Hadid : Ireo fitaratry ny lamaody amin’ity taona ity

16/01/2020

Be dia be ireo olo-malaza no nametraka ny fomba fianjaikany ary tonga dia niavaka avy hatrany, tamin’iny taon-dasa iny. Ireto indray ary, taorian’izany, ireo olo-malaza tsara arahina, raha resaka lamaody, amin’ity taona vaovao ity.

Lire la suite...

People

1. Nanaiky ny fangatahan’ny printsy Harry sy ny vadiny Meghan Markle,

15/01/2020

ny mpanjakavavy Elizabeth II ny amin’ny fanirian’izy ireo tsy hanatanteraka ny andraikitra miandry azy ao an-dapa. Nanapa-kevitra ny hiala an’i Londres izany izy roa kely ireto ka hamonjy an’i Amerika Avaratra.

Lire la suite...

People

Ireo olo-malaza maka sary amin’ny tenany ihany

14/01/2020

Rehefa jerena dia tsy mety antitra mihitsy ny ankabeazan’ireo olo-malaza. Marina fa misy aloha ny fikitihina tarehy rehefa maka sary izy ireo, eo ihany koa ireo tsy menatra mihitsy manambara fa nanao fandidiana mihitsy mba ahatanora lalandava azy ireo.

Lire la suite...

People

Ireo olo-malaza nisaraka tamin’iny tamin’ny 2019

13/01/2020

Nanamarika ny fiainam-pitiavan’ireo olo-malaza iny taona 2019 iny. Maro tamin’izy ireo mantsy no nisedra ratram-po noho ny fisarahana tamin’ireo olon-tiany.

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo