Jejoo

En vente actuellement 20/09/2018


Santé

Ireo sakafo misoroka ny homamiadan’ny nono

20/09/2018

Mila mihinana voankazo sy legioma karazany 5 isan’andro ny olona iray mba ho salama. Araka ny voka-pikarohana amerikanina iray dia misoroka ny homamiadan’ny nono ireo sakafo ireo raha mihoatra kely isan’andro.

Lire la suite...

Santé

Nify lasa mangana : Atao ahoana ?

17/09/2018

Rehefa tsy voakarakara ny nify, na koa nisy dona nahazo azy, dia mety hivadika tsikelikely ny lokony. Tsy fotsy botsiaka intsony ilay nify noho izany, fa lasa mangana sy toa mihamainty. Inona no mahatonga izany ? Inona no azo atao ?

Lire la suite...

Santé

Fadim-bolana : Azo foanana ?

13/09/2018

Azo atao ny fampiatoana ny fadimbolana. Tsy misy akony ratsy amin’ny fahasalamana izany, araka ny fikarohana nataon’ny mpitsabo manokana ny vehivavy na “gynécologue” iray any am-pita antsoina hoe, Alyssa Dweck.

Lire la suite...

Santé

Ireo lohamenaka tokony ho hita ao an-trano

10/09/2018

Azo ampiasaina amin’ny aretina samihafa sy hanatsarana fahasalamana ny lohamenaka. Ireto tanisainay ireto, ny karazana lohamenaka tokony anananao ao an-trano. Tandremo anefa fa mila fitandremana ny fampiasana azy ireo.

Lire la suite...

Santé

Marary ny tranon’atodinaina : Rehefa inona no manatona dokotera?

06/09/2018

Fanaintainana eo amin’ny ambanin’ny kibo miseho amin’ny vehivavy, ny aretin’ny tranon’atodinaina. Amin’ny ilan’ny kibo no isehoan’izy io amin’ny ankapobeny.

Lire la suite...

Santé

Miray ara-nofo mandritra ny fadimbolana, manimba ny fahasalamana ve ?

30/08/2018

Misy vehivavy sasany, rehefa tonga fadimbolana no tena miakatra ny filàny hiray ara-nofo. Voatery mamehy ny filàny anefa izy irney, satria matahotra sao tsy azo atao ny miray ara-nofo rehefa tonga fadimbolana. Fa tsy atahorana hisy fiantraikany amin’ny fahasalamana tokoa ve ny miray ara-nofo tonga fotoana ?

Lire la suite...

Santé

Vakansy any an-dranomasina : tandremo ny sofina

27/08/2018

Isan’ireo aretina mety ho azo, mandritra ny vakansy, ny « exostose ». Aretina mpahazo ireo olona manao “surf” izy io. Ireo mpi-« surf » amina rano mangatsiaka, latsaky ny 19°, amin’ny ankapobeny, no tsy maintsy ho voany, indray andro.

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo