Jejoo

En vente actuellement 21/11/2019


Vie pro

Mpamonjy voina « pompier »

18/11/2019

Amin’ny ankapobeny dia ny vatan-dehilahy no tena misehetra amin’ny fanaovana ny asan’ny mpamonjy voina. Raha ny eto amintsika manokana dia faritra maro no efa ahitana ny sampana mpamonjy voina. Efa maro ihany koa ireto vehivavy manao azy. Ndao ary fantarina ny manodidina ity andraikitra ity.

Lire la suite...

Vie pro

Te ho « mannequin », inona avy no ilaina ?

11/11/2019

Afaka mifototra amin’ny sehatr’asa maro ny mpilatro ka anisan’izany ny filatroana amin’ireny mpamorina akanjo miavaka ireny.

Lire la suite...

Vie pro

Hôtesse d’acceuil - Agent de reception

14/10/2019

Saika ahitana azy daholo ny ankabeazan’ny toerana toy ny any amin’ny hôtely, hôpitaly, toeram-piasana maro samihafa,…

Lire la suite...

Vie pro

“Styliste” na Mpamorona lamaody

07/10/2019

Efa tena maro mpisehatra eto amintsika ny miangaly amin’ny famoronana lamaody.

Lire la suite...

Vie pro

« Barman »

16/09/2019

Any anatin’ireny « restaurant » na « boîte de nuit » ireny no tena ahitana ny « barman » ary miavaka ny fanatanterahany ny asany satria tonga dia mivantana miaraka amin’ny mpanjifany eo izy. Fantaro eto ambany ary ny manodidina ity asa ity.

Lire la suite...

Vie pro

“Assistante maternelle”

26/08/2019

Tsy manavaka na lahy na vavy ny fanaovana “assistante maternelle na nounou” na dia vehivavy aza no tena betsaka manao azy.

Lire la suite...

Vie pro

« Animateur ou animatrice »

19/08/2019

Asa efa tena miroborobo be eto amintsika ny asan’ny « animateur ou animatrice » na amin’ny haino aman-jery io na amin ‘ny radio na ihany koa amin’ny lanonana maro samihafa. Ny tsara ho fantatra manodidina ity asa ity no entina amintsika androany.

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo