Jejoo

En vente actuellement 03/12/2020


Ado

40 taonan’ny FFKM Hifarana ny volana ôktôbra 2021

01/12/2020

Nosokafana tamin’ny fiaraha-miombom-bavaka teny amin’ny EKAR Antanimena,

Lire la suite...

Ado

“Fanolanana…izao ny olona vao sahy mitoroka” Hoy i Aina Randriambelo

13/11/2020

Nanao tohivakana tato ho ato ny vaovao mahakasika ny fanolanana. Saika ho isan’andro mihitsy izany ka saika napetra-panontaniana ny rehetra.

Lire la suite...

Ado

FESTIVAL SAR’NAO 2020 Mahazo laka ny sary nandritra ny fihibohana

12/11/2020

Sary miisa 34 mampiseho ny fiainana tao an-tanŕnan’i Barcelone, Espana nandritra ny fihibohana no aranty eny amin’ny AFT Andavamamba nanomboka omaly. Nosokafana tamim-pomba ofisialy omaly mantsy, ny hetsika fampirantiana sary “Festival SAR’nao” andiany faha-11 izay miompana indrindra amin’ny fampirantiana sary.

Lire la suite...

Ado

Ambolonkandrina Jiolahy matin'ny fitsaram-bahoaka

09/11/2020

Mpangalatra roalahy no tratra teny Ambolonkandrina ny zoma alina lasa teo, tamin'ny 12 ora. Niaraka tamin’ny fitaovana toy ny pince coupante, hety be izy ireo tamin'izany

Lire la suite...

Ado

MPANJAKA RABARIOELINA Tsy satro-boninahitr’i Ranavalona III ilay ho avy

05/11/2020

Anio amin’ny 08 ora sy sasany maraina no higadona eto an-tanindrazana ilay satro-boninahitry ny mpanjaka Ranavalona III rehefa notazonin’i Frantsay tany amin’izy ireo an-taonany maro.

Lire la suite...

Ado

EKAR Anatihazo Isotry Tsy nisokatra ny fiangonana, be loatra ny mpiangona

14/09/2020

Nanomboka omaly 13 septambra, no tokony nisokatra ny fiangonana katôlika rehetra, araka ny lamina napetraky ny arsevekan’Antananarivo.

Lire la suite...

Ado

CEPE TANY SOFIA Mpiadina iray natokana efitra

10/09/2020

Mpiadina iray niatrika ny fanadinam-panjakana CEPE tany amin’ny Faritra Sofia, afaka omaly Talata 08 Septambra no nisedra olana kely.

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo