Jejoo

En vente actuellement 18/06/2018


Déco

Manamboatra fitoeram-penina miavaka kely

04/05/2018

Ity asa tanana entina aminao androany ity dia azonao ray aman-dreny iaraha-manao amin’ny ankizy, amin’ny fotoana tsy ianarany. Azonao ampiasaina ho fitoeram-penina any amin’ny birao izy ity, azon’ny ankizy atao fanomezana ho an‘ny mpampianatra azy ihany koa.

Lire la suite...

Déco

Ahoana no fomba fisafidianana lambam-baravarana ?

13/04/2018

Fitaovana iray mety hamitahana ny maso ny lambam-baravarana, izay anisan’ny mety tsara hanitsiana ireo tsimetimety ao amin’ny efi-trano iray. Mila fahaizana ihany koa anefa ny misafidy azy ireny, mba hampivoaka tsara ny haingo-trano. Araho ange e!

Lire la suite...

Déco

Ahoana no fomba fisafidianana lambam-baravarana ?

30/03/2018

Fitaovana iray mety hamitahana ny maso ny lambam-baravarana, izay anisan’ny mety tsara hanitsiana ireo tsimetimety ao amin’ny efi-trano iray. Mila fahaizana ihany koa anefa ny misafidy azy ireny, mba hampivoaka tsara ny haingo-trano. Araho ange e!

Lire la suite...

Déco

5.000 Ar dia voahaingo miavaka ny vera !

09/03/2018

Mahafinaritra foana ny manome haingo vaovao ny ao an-tokantrano ao. Ho amin’ny anio dia ireo vera misy tongotra manaingo ny “vaissellier” indray no andeha omena endrika vaovao. Mora dia mora rahateo ny manao azy sady tsy lafo. Araho ange e !

Lire la suite...

Déco

Fahadisoana 6 tokony ialana rehefa manaingo trano

16/02/2018

Misy fahazarantsika Malagasy amin’ny haingon-trano, tsy mivoaka sady tsy manara-penitra, ka tokony ahitsy. Ny matihanina amin’ny haingon-trano no tena mahatsikaritra avy hatrany azy ireny, ka izany indrindra no nahatonga ny Jejoo hangataka ny hevitry ny décoratrice d’intérieur iray.

Lire la suite...

Déco

Ireo loko sy fanaka lamaodin’ny taona 2018

12/01/2018

Isan’ny fomba fanao, rehefa miandoha ny taona, ny manadio sy mandamina ny ao an-trano. Misy koa anefa ny mandeha lavidavitra kokoa, ka manova ny fanaka sy ny haingon-trano ho vaovao. Raha hanova ihany anefa dia aleo mba manaraka ny lamaody e ! Araho ary ny lamaodin’ny fanaingoana trano amin’ity 2018 ity.

Lire la suite...

Déco

Mampihaingo ny latabatra fisakafoan’ny ankizikely amin’ny fety

29/12/2017

Tsy dia maharitra miara-misakafo ela be amin’ny olon-dehibe ny ankizy, indrindra rehefa fety ka betsaka ny sakafo aroso. Mety miteraka sorisory izany na ho azy ireo na ho an’ny lehibe. Mba hampahazo aina sy hahazoan’ny tsirairay anjaram-pifaliana dia hanokano latabatra voahaingo mafatifaty toy izao ny ankizy amin’ny faran’ny taona.

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo