Jejoo

En vente actuellement 14/08/2020


Sexo

Lasopy sakamalaho : Manafana sy mampientanentana!

11/08/2020

Tsotra, natoraly ary manafana ny vatana, indrindra amin’izao andro mangatsiaka izao ny lasopy sakamalaho.

Lire la suite...

Sexo

Miray ara-nofo rehefa “ménopause” : Mahasalama!

30/06/2020

Tsy tokony ho sakana tsy hiraisana ara-nofo mihitsy ny fiovam-batana eo amin’ny vehivavy, toy ny fitsaham-pitsaihana.

Lire la suite...

Sexo

Tsy niray ara-nofo ela… ny atao

23/06/2020

Mety ho noho ny halaviran-toerana, ny fiatoana maharitra satria voafitaka… no mahatonga ny vehivavy tsy hiray ara-nofo mihitsy, mandritra ny fotoana voafetra.

Lire la suite...

Sexo

Kiraro “talons”, mampangitaka ny lehilahy

16/06/2020

Araka ny fanadihadiana nataona profesora iray ao Grande-Bretagne, dia manintona lehilahy no sady mampiakatra ny filàny ny mahita vehivavy manao kiraro avo vodin-tongotra...

Lire la suite...

Sexo

Lehilahy mivelatra soroka, mahay manome fahafinaretana!

19/05/2020

Mitàna anjara toerana lehibe, ahafahan’ny vehivavy mahatakatra ny lanitra fahafito, ny endriky ny vatan’ny lehilahy, raha ny voalazan’ny fikarohana iray natao tany Etazonia tany.

Lire la suite...

Sexo

Fangaro mampihenjana filahiana

10/03/2020

Tsy resaka aretina fa matoa tsy mihenjana tsara ny filahiana eo am-piraisana ara-nofo dia tsy mientanentana tsara ka tsy tonga tsara any anatin’io taova io ny rà. Ireto no zava-pisotro manampy amin’izany.

Lire la suite...

Sexo

Ny atao hoe vehivavy mahay miray ara-nofo …

03/03/2020

Mora fantatra ny vehivavy mahay miray ara-nofo, hoy ny seksôlôgy iray avy ao Etazonia.

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo