Jejoo

En vente actuellement 20/09/2018


Face à face

RAZAKANAVALONA BAKOLY

21/08/2014

Reny maodely, mpandraharaha matihanina Anisan’ireo vehivavy mpandraharaha tena be herim-po Razakanavalona Bakoly, tompon’ny Poissonnerie Manda ( anaran-janany), orinasa iray mpikirakira ny resaka hazan-dranomasina eto amintsika. Ny taona 1995 no niaingany voalohany tamin’io sehatra io ary mbola iainany sy ivelomany mandraka androany. Anisan’ny nanampy azy betsaka tamin’izany ny mahazanaka mpanarato azy...

Lire la suite...

Face à face

Mirana : Nilalao fitiavana loatra, saika tsy nahita vady

13/05/2014

Nandalo sedra mafy sy kely nahita fiainana i Mirana. Mbola tanora mantsy izy dia efa nahalala fitiavana ary mbola tsy feno taona ihany koa no nisedra hadisoam-panantenana ara-pitiavana voalohany indrindra teo amin'ny fiainana…

Lire la suite...

Face à face

Sahondra : “Maditra, mijangajanga ny vadiko…in-4 aho no afa-jaza”

29/04/2014

Renim-pianakaviana anisan’ny nijaly teo anivon’ny tokantranony i Sahondra ary nizaka tranga hafahafa sy fampijaliana samihafa nataon’ny vadiny taminy nandritra ny taona maro. Ankoatra ny fitiavan-drangahy revirevy isan-karazany izay nitondrany faisana dia ny fitiavan-drangahy vehivavy no nitondrany ny mangidy indrindra sy niainany tranga ratsy izay nisy fiantraikany mivantana tamin’ny fahasalamany ka intelo afa-jaza izy tao anatin’ny efa-taona…

Lire la suite...

Face à face

Tian’ny lehilahy kokoa ny vehivavy sarokenatra : Fa maninona?

28/04/2014

Tsy araky ny nieritreretina azy fa hay tsy kilema ho an’ny lehilahy ny vehivavy saro-kenatra fa tena mahasarika azy mihitsy. Araho anie ny tafatafa nataon’ny Jejoo tamin’ireto lehilahy ireto e!

Lire la suite...

Face à face

Fenotiana 17 taona : mitantara ny fahafaham-barakany voalohany

26/04/2014

Tadidiko tsara, journée des écoles tamin’izay.

Lire la suite...

Face à face

« Gel douche intime », tena ilaina ve ?

11/03/2014

Faritra tena saro-pady eo amin’ny vehivavy ny fivaviana, ka tokony ho ara-dalàna ny hadiony. Mbola maro amintsika vehivavy anefa no misalasala amin’ny fomba fisasa tena mety. Inona marina no antony liana ireny “gel intime” ireny ?

Lire la suite...

Face à face

Mikarakara tarehy ve ianao isan’andro?

20/08/2013

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo