18/01/2021
Miakatra be mihitsy ny mari-pana eto afovoan-tany sy amina faritra maromaro manerana ny Nosy tao anatin’ny andro vitsivitsy izay.
07/12/2020
Ny homamiadana no antony fahatelo mahatonga fahafatesana eto Madagasikara. 23500 eo ny isan'ny trangana homamiadana vaovao eto isan-taona. Ny 50 % ireo dia homamiadana mpahazo ny vehivavy na "cancer gynécologique"avokoa.
16/11/2020
Ramatoa Avisoa LEMENA IMBIKI no vahin'ny gazety Jejoo amin'ity anio ity. Vehivavy mpandraharaha ny tenany ary manana ny orinasany izay misandrahaka amin'ny tontolon'ny lamaody sy ny fampihaingoana ati-trano.
23/10/2020
Mitondra voka-tsoa maro ho an’ny vatana ny sesame. Tsy mifidy taona ny fihinanana azy fa ny fatra kosa no mila lanjalanjaina ho an’ny tsirairay.
21/10/2020
Gabriella Bessaguet · Renim-pianakaviana niteraka iray · Mpaninjara sy mpanaparitaka ny vokatra Floribis eto an-toerana sy any ivelany ary any amin’ny faritra. Eo anivon’ny fifandraisana amin’ny mpanjifa ihany koa.
20/10/2020
Aretina vaovao ny Coronavirus. Karohina fatratra amin’izao fotoana ny vaksiny fanefitra hiarovana amin’io valan’aretina io izay tsiahivina fa namono olona an-tapitrisany maneran-tany. Ny hita sy tsapa anefa dia tsy matoky loatra ny vaksiny ny eto Madagasikara.
31/08/2020
Hotanterahina rahampitso Talata fiandohan’ny volana Septambra ny fanadinam-panjakana CEPE taona 2020 ho an’Antananarivo sy Antsiranana.