Jejoo

En vente actuellement 05/12/2018


Archive du 05/12/2018

A la une

Mihena 3 kilao mialohan’ny Krismasy…azo atao tsara!

05/12/2018

20 andro sisa dia higadona ny fetin’ny Krismasy. Mbola azo atao ny mampihena tena mialohan’ny fety, raha manomboka dieny izao. Tsy maintsy mahay mifehy tena kosa anefa. Mila miezaka be ihany koa, manaraka ireto torohevitra manaraka ireto. Mety ho very hatramin’ny 3 kilao ianao, raha tena maharitra.

 Lire la suite...

People

1. Tsy nisalasala i Katy Perry namoaka 50.000 dolara mba iarahany mandehandeha amin’ny “moto” miaraka amin’i Orlando Bloom.

05/12/2018

Nataon’ity farany lavanty mantsy io fitsangatsanganana miaraka aminy io mba entina hanampiana ireo niaram-boina nandritra ilay doro-tanety tao Kalifornia.

Lire la suite...

Sakafo

Vary nendasina amin’ny kaofitira sakay

05/12/2018

Akora ilaina · Vary 500g · Tongolo gasy hasiny 3 · Tongolo be 1 · Katsaka kely 3 · Karaoty 1 · Petit pois 2 sf · Atody efa voakapoka 1 · Saosy trondro 2 sk · Kaofitira sakay 2 sk

Lire la suite...

Actualités

Savony « Pollen » : Manadio, manamandina

05/12/2018

Vokatra vita malagasy, mety sy mifanaraka tsara amin’ny sokajin-koditry ny Malagasy ihany koa, ny savony « pollen ». Ny orinasa “Pollen” no mamokatra azy ary etsy amin’ny Solimotel Anosy ny ivon-toerana misy azy na eny amin’ny “Pavillon” Analakely sy ny “COGELEC” Andrefan’Ambohijanahary.

Lire la suite...

Shopping

Shopping « Chaussures à talons »

05/12/2018

1. Escarpin – 40.000Ar - P 37 – 40 commande sur Facebook “ Hika Farany” 2. Sandale à talon carré – 40.000 Ar - P 37 – 40 commande sur Facebook “ Hika Farany” 3. Escarpin nude – Shoes By Paris » - P 37 – 40 commande sur Facebook “ Hika Farany”

Lire la suite...

Beauté

Manomana ny hoho ho lava sy matevina tsara, hiatrika ny fety…

05/12/2018

Ho avy izao ny fety ka mba te hanana hoho lavalava sy maniry tsara ianao. Tianao ihany koa raha mba matevina tsara izy ireo ka tsy voatery hanao “faux ongles” intsony fa avy dia ny hohonao mihitsy no hiangaliana an’ireny karazana fanaingoana hoho na “nail’s art” ireny. Mbola tsy tara ianao raha izao dia efa manomana ny hoho hiatrika ny fety. Ireto ny torohevitra …

Lire la suite...

Manerantany

Mpifankatia very peratra tao New York, hitan’ny polisy tamin’ny alalan’ny tambajotram-pifandraisana

05/12/2018

Latsaka tao anaty tatatra tao New York ny peratra fangataham-bady vao avy natolotry ny lehilahy tera-tany britanika iray, ho an’ny olon-tiany tao an-toerana.

Lire la suite...

Lasan’i Ada Hegerberg ny « ballon d’or » ho an’ny kitra vehivavy

05/12/2018

Ilay norveziana, Ada Hegerberg, 23 taona no nibata ny « Ballon d’or » sokajy vehivavy, ary notolorana azy ny 3 desambra lasa teo tao Paris izany amboara lehibe izany.

Lire la suite...

Notoriany ny « British Airlines » fa napetraka teo akaikin’ny olona matavy loatra izy

05/12/2018

Nitory ny kaompaniam-pitaterana an’habakabaka “British Airlines”, teny amin’ny fitsarana ao Londres, ny lehilahy iray 51 taona, satria napetraka teo akaikin’ny olona matavy loatra nandritra ny adin’ny 12 ora sy fahatelony ny tenany.

Lire la suite...

Mpilalao horonan-tsary voaheloka noho ny akanjo nanaovany

05/12/2018

Amin’ny volana janoary izao i Rania Youssef, mpilalao horonan-tsary egiptianina no hiakatra fitsarana. Nanao akanjo manify loatra mantsy izy nandritra ny “festival international du film du caire” farany teo.

Lire la suite...

Conseils

Masiaka loatra ny vadiko rehefa mibedy ny zanakay.

05/12/2018

Indraindray aza, zavatra tsy misy dikany dia mampitabataba azy, na tsy amelany ny ankizy hivoaka ny trano.

Lire la suite...

Famille

Mampivelatra ny sain’ny zaza ho tia mamorona sy mikaroka

05/12/2018

Samy manana ny fahaiza-mikaroka sy fahaiza-mamorona avokoa ny ankizy tsirairay. Tsy mitovy kosa ny fisehony. Azo atao ny mampivelatatao

Lire la suite...

Citation

«Ce sont les petites attentions qui font les belles relations »

05/12/2018

Saika isan’andro dia maharay fitarainana sy fangalana torohevitra ny Jejoo mahakasika ny olana ara-pitiavana hiainan’ny mpamaky. Na lahy na vavy, na firy taona na firy taona ary tsy mifidy saranga izany.

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo