Jejoo

En vente actuellement 04/12/2018


Archive du 04/12/2018

A la une

Ireo fahagagana 6 ataon’ny ravintsara

04/12/2018

Ahitana voka-tsoa maro be ny ravintsara. Manana fahafahana miady amin’ny mikraoba izy ity ka manasitrana ny fery. Miady amin’ny homamiadana sy ny diabeta ihany koa izy ary tena tsara ho an’ny taovam-pandevonan-kanina.

 Lire la suite...

People

Ireo sitra-po sy fangatahan’i Beyoncé … tsy maintsy tanterahina

04/12/2018

Samy manana ny zavatra takiany ireo mpihira mialohan’ny hiakarany an-tsehatra. Mandritra ireo fitetezam-paritra notanterahiny dia be ihany ireo fangatahana hafakely sy fitsipika apetrany amin’ireo ekipany. Ireto tanisainay aminao ireto izao ny sitra-pon’i Beyoncé tsy maintsy tanterahina…

Lire la suite...

Actualités

Manamboatra hazonoely miaraka amin’ny ankizy

04/12/2018

Tena mahafinaritra ny miara-manao asa-tanana amin’ireo ankizy. Amin’izao ankatoky ny krismasy izao dia karazana hazonoely vita avy amin’izay akora hita ao an-trano no entina aminao anio.

Lire la suite...

Forme

Fampihetseham-batana ho an’ny ankizy kely

04/12/2018

Tsy ny lehibe ihany no tokony hanao fampihetseham-batana fa dieny vao kely ny ankizy dia efa tsara hanmpanaovina izany.

Lire la suite...

Beauté

« Lentilles » atao foto-tsakafo : Sady mahasalama no mampihena

04/12/2018

Voka-pikarohana iray avy any Canada, no namoaka fa tsara kokoa raha soloina « lentilles » ny vary fotsy sy ny ovy, indrindra ho an’ireo olona voan’ny diabeta na ahiana ho voan’izany. Fantatra fa tsy mampivondraka ity haninkotrana ity, no sady mahasalama tsara ihany koa.

Lire la suite...

Manerantany

Manahy ny amin’ny mety ho fiarahan’ny samy pretra sasany ny papa François

04/12/2018

Nilaza ny papa François fa miahiahy mikasika ireo pretra sy mpino lehilahy, mitia lehilahy. Matahotra mantsy izy sao ho lasa miitatra izany fironana izany ka hanjary ho lamaody any amin’ny fiangonana katolika.

Lire la suite...

Ahitra artifisialy, misoroka fahasarotan’ny fitondrana vohoka

04/12/2018

Manam-pahaizana avy ao amin’ny oniversiten’i Cambridge no namorona ahitra artifisialy. Ny 28 novambra teo izany no navoakany tamin’ny fomba ofisialy.

Lire la suite...

Vehivavy miisa 125 no voaolana sy niharan’ny herisetra tany Soudan

04/12/2018

Araka ny tatitry ny « Médecins Sans Frontières » (MSF) dia vehivavy sy ankizy vavy miisa 125 no voaolana sy niharan’ny herisetra noho ny ady an-trano tany Atsimon’i Soudan nandritra ny 10 andro monja, tamin’iny volana novambra lasa iny.

Lire la suite...

Conseils

Roa volana lasa izay, bevohokan’ny sipako aho dia nasainy noesorina ilay izy.

04/12/2018

Narahiko ny sitrapony, nefa amin’izao, lasa tsy miraharaha ahy mihitsy izy. Inona no ataoko fa izaho efa nanao fahotana vokatry ny fitiavana azy, nefa toa lasa tsy tiany intsony ?

Lire la suite...

Menu

Alarobia : voanjobory sy henankisoa – 9.000Ar

04/12/2018

Akora ilaina · Voanjobory maina 2kp- 2.000Ar · Henan-kisoa ½ kg – 6.000Ar

Lire la suite...

Citation

"Personne n'est jeune après 40 ans, mais on peut être irrésistible à tout âge". Coco Chanel

04/12/2018

Voninkazo, ravaky ny tokantrano no isokajiana antsika vehivavy matetika. Marina tokoa izany satria nomena endrika, firafitra sy toetra voajanahary kanto isika. Mila koloina avokoa anefa ireo tombony hananantsika ireo mba haharitra ara-potoana ilay hatsarana.

Lire la suite...

"Personne n'est jeune après 40 ans, mais on peut être irrésistible à tout âge". Coco Chanel

04/12/2018

Voninkazo, ravaky ny tokantrano no isokajiana antsika vehivavy matetika. Marina tokoa izany satria nomena endrika, firafitra sy toetra voajanahary kanto isika. Mila koloina avokoa anefa ireo tombony hananantsika ireo mba haharitra ara-potoana ilay hatsarana.

Lire la suite...

Service

Toerana fialam-boly ho an’ny ankizikely, amin’ny faran’ny herinandro

04/12/2018

Rehefa faran’ny herinandro tahaka izao dia betsaka ireo tia mivoaka kely sy mitondra ny kilonga hiala sasatra. Ho an’ireo mitady toerana azo handehanana amin’izany, dia ireto no azo haleha.

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo