Jejoo

En vente actuellement 03/12/2018


Archive du 03/12/2018

A la une

Efa vita vaksiny, mbola mety ho voan’ny kitrotro ve ?

03/12/2018

Antony iray mampihanaka ny aretina kitrotro ny tsy fanatonana mpitsabo avy hatrany raha vantany vao misy fambara hafahafa eo amin’ny marary.

 Lire la suite...

Love

Fomba fatorin’ny mpivady, mety mitantara olana

03/12/2018

Manam-pahaizana siantifika maro no efa nanaporofo fa manambara izay tsy tenenin’ny vava ny fihetsika.

Lire la suite...

Sakafo

Krepy matevina amin’ny fraomazy sy épinara

03/12/2018

Akora ilaina (ho an’olona 6) · Epinara efa masaka sy efa notetehina 250g · Fraomazy malemy 125g · Fraomazy 30g efa nokikisana · Dipoavatra efa nopotsehina · “Noix de muscade” efa voakiky · Fraomazy efa voakiky 25g · Paprika ½ sk · “Chapelure” 40g

Lire la suite...

Actualités

C’est une triste chose de songer que la nature parle et que le genre humain n’écoute pas. (Victor Hugo)

03/12/2018

Miara-miaiky ny rehetra ankehitriny fa miovaova be ihany ny toetr’andro : ny ririnina toa manoram-be, ny lohataona toa mangatsiaka, ny orana zara raha milatsaka…

Lire la suite...

Shopping

Shopping « pêle-mêle »

03/12/2018

. Panier isothermique 47cm – 35.000Ar -Boutique Azirka Rasalama Cont : 034 83 105 11 - 032 81 341 73 2. Mini barbecue pliable en malette – 55.000Ar - Boutique Azirka Rasalama Cont : 034 83 105 11 - 032 81 341 73

Lire la suite...

Déco

Ireo fomba fanaingo trano lamaody amin’ity noely 2018 ity

03/12/2018

Efa miditra ao anatin’ny ambiansy amin’ny fetin’ ny noely isika ankehitriny. Andeha ho jerena ny hiaka farany amin’ireo fomba fanaingo ny trano ka samy haka izay tandrify sy mety aminy ny tsirairay.

Lire la suite...

Beauté

Akondro sy ronono, manatsara hodi-tava vetivety

03/12/2018

Manan-karena « antioxydants » ny akondro. Fahita mandavan-taona koa ity voankazo ity, ka azo atao tsara ny mikarakara tarehy aminy.

Lire la suite...

Concours miss princesse, petite princesse et petit prince : Araho an-tsary ny fifanintsanana natao omaly

03/12/2018

Tao anaty hafanam-po tanteraka no niatrehan'ireo ankizy ny dingana fifanintsanana voalohany, natao omaly, ao anatin'ilay fifaninana Petit Prince sy Petite Princesse ary Miss Princesse iarahana amin'ny Charm'Elle Beauté.

Lire la suite...

Manerantany

Frantsa : Hamoraina ny fampiasana ny « carte bancaire » hiantsenana amin’ny aterineto

03/12/2018

Manandrana fomba vaovao manaraka ny teknolojia ireo banky ao Frantsa toa an’i Arkéa, BNP Paribas ary Société Générale amin’izao fotoana mba hiarovana ny fandoavam-bola amin’ny alalan’ny « carte bancaire »

Lire la suite...

Lehilahy 78 taona, namono olona manodidina ny 90 isa

03/12/2018

Lehilahy 78 taona iray no nibaboka fa namono olona manodidina ny 90 tany Etazonia. Efa hatry ny ela no malaza any an-toerana ireny “tueurs en série” ireny.

Lire la suite...

Psycho

Te hisintaka kely … inona no atao?

03/12/2018

Rehefa betsaka loatra ny adin-tsaina atrehina eo amin’ny fiainana andavanandro na miatrika olana sarotra vahana dia mazana no te hiala lavitra izany olana izany ny olona iray. Sarotra ny manova fiainana sy mandao ny zavatra efa nitsangana teo amin’ny fiainanao. Rehefa tojo izany dia ilaina ny miala sasatra sy mieritreritra tsara.

Lire la suite...

Conseils

Vehivavy tsy dia nianatra loatra aho no sady zanak’olona sahirana.

03/12/2018

Ny lehilahy miaraka amiko anefa sady manankarena no nahita fianarana. Milaza ho tia ahy izy nefa tsy tena tsapako izany, sady mampirafy be izy. Izaho nefa lazainy fa halainy ho vady. Tokony hisaraka aminy ve aho ?

Lire la suite...

Minceur

Ireo sakafo mampihena

03/12/2018

Fantatrao ve fa misy ny sakafo tsara ampiarahina mba hahatonga azy ireo handoro kaloria sy hampihena haingana kokoa ? Ireto ny santionany amin’izany, ka tsara ho fantatra :

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo