Jejoo

En vente actuellement 30/11/2018


Archive du 30/11/2018

A la une

Very 500gr isan’andro, toa an’i Beyoncé… Citron sy tantely no tsiambaratelony!

30/11/2018

Taorian’ny fiterahany dia nigagan’ny olona mihitsy ny niverenan’ny bikan’i Beyonce ho toy ny taloha. Tao anatin’ny fotoana fohy monja anefa izany.

 Lire la suite...

People

1. Nandeha ny sion-dresaka fa nisaraka i Rihanna sy ilay olon-tiany miliaridera, Hassan Jameel.

30/11/2018

Ny talata lasa teo nefa no nahitana azy ireo niara-nisakafo tao amin’ny hotely Giorgio Baldi ao Santa Monica, any Kalifornia. Miezaka miafina ireo mpanenjika vaovao mihitsy izy roa ireto ka efa elaela tsy nahitana azy ireo niaraka. Izany no nahatonga ny tsaho hiely fa nisaraka angamba izy ireo.

Lire la suite...

Love

Tena tia izy fa tsy sahy miteny, ireto no porofo…

30/11/2018

Noho ny lehilahy indraindray mafy vava sy tsy tsy dia mahay maneho fihetseham-po loatra amin’ny alalan’ny teny, dia mety hisalasala isika, raha tena tia marina ilay olona iarahana, na tsia. Azo aseho amin’ny fomba hafa anefa ny fitiavana. Ireto misy porofo 7 ahafahana matoky ny fitiavany.

Lire la suite...

Sakafo

Esquimaux amin’ny manga sy yaourt, mora atao !

30/11/2018

Akora ilaina · Yaourt nature 1 · Yaourt vanille mamy 2 · Manga masaka sy vaventy tsara 5 · Tantely ½ kaopy na siramamy · Akondro 2

Lire la suite...

Shopping

Shopping « Lui & Elle »

30/11/2018

1. Veste blazer – 70.000Ar sur commande « Francky Blazer » Cont : 033 05 284 45 2. Espadrille – 75.000Ar sur commande Facebook « Taly Talie »

Lire la suite...

Beauté

Antony 3 hanaovanao « blush » isan’andro …manomboka izao

30/11/2018

Manomboka izao ianao dia ho resy lahatra, fa hanatsara endrika anao isan’andro no sady tena ilainao ny fanaovana “blush” eo amin’ny laingon-tava. Tsy voatery hanao haingon-tava be sy “maquillage” manao ahoana mantsy, fa ny laingon-tava fotsiny no haingoana, dia ho manjamanja sy velom-bolo ianao hiatrika ny tontolo andro …

Lire la suite...

Conseils

5 taona lasa izay, niaraka tamin’olona aho. Efa nisaraka izahay ary efa samy manambady, nefa tsy mety adinoko izy. Ampio aho.

30/11/2018

Rariny loatra raha tsy adino ary tsy ho adino mandrakizay ny olona nifampizara fitiavana tamin’ny tena.

Lire la suite...

look

Ireo fianjaika azo alain-tahaka mandritra ny herinandro

30/11/2018

Efa karazana adidin’ny vehivavy mihitsy ny manao izay hahamety sy hahamendrika paozy isan’andro. Manahirana ihany anefa indraindray ny misafidy ny akanjo hanaovana. Mba tsy handaniana fotoana ela amin’izany ary dia ireto misy soso-kevitra fiakanjo mandritra ny herinandro.

Lire la suite...

Citation

Mieux vaut une amère vérité qu’un doux mensonge. (Proverbe russe)

30/11/2018

Misy fomba fiteny iray izay manao hoe : ny marina rehetra tsy filaza avokoa. Mety misy tranga tokoa angamba mahamarina izany, fa saingy amin’ny fiainana amin’ny ankapobeny, ary raha mbola azo atao koa, dia tsara foana ny milaza ny marina.

Lire la suite...

Service

Toerana fialam-boly ho an’ny ankizikely, amin’ny faran’ny herinandro

30/11/2018

Rehefa faran’ny herinandro tahaka izao dia betsaka ireo tia mivoaka

Lire la suite...

Astuces

Ny atao mba ho toy ny vaovao hatrany ny mofo dipaina

30/11/2018

Raha tsy hay ny mitahiry ny mofo dipaina, dia mety ho lasa mafy loatra izy na halemy loatra ihany koa. Mba hitahirizana azy toy ny vaovao hatrany dia azo arahina ireto paipaika ireto.

Lire la suite...

Bon plan

ZOMA

30/11/2018

Le Louvre Antaninarenina : wine & cheese & jazz miaraka amin’i Sandrine Rafaofetra sy Joro Rakotozafiarison ary Rado Ramanantsoa manomboka amin’ny 7 ora sy sasany hariva

Lire la suite...

Taiza vatana

Ny atao mba hampatsiro ny sakafo tsy misy sira

30/11/2018

Noho ny antony samy hafa dia mety tsy hahazo hihinan-tsira ny olona iray. Isan’izany ireo manana olana amin’ny fiakaran’ny tosi-drà, ireo tratran’ny “retention d’eau” ka iangonan’ny rano ny vatany…

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo