Jejoo

En vente actuellement 29/11/2018


Archive du 29/11/2018

A la une

Manintsana tavy amin’ny haricots verts, herinandro dia mihena !

29/11/2018

Rehefa hampihena tena dia tsara kokoa raha sady mihena no mihasalama. Mahafeno izany fepetra izany ity régime mifototra amin’ny haricots verts ity.

 Lire la suite...

Santé

Fadimbolana : Servieta fanasa, fanary, “tampon”…sa inona no mahasalama?

29/11/2018

Betsaka ireo fitaovana ampiasain’ny vehivavy rehefa tonga ny fadimbolana. « Coupe menstruelle », « tampon », « serviette hygiénique » fanary na fanasa … . Iza no tena ara-pahasalana indrindra ?

Lire la suite...

People

Jessica Alba, Lindsay Lohan…: mampiaraka ny mahasoa sy ny mahafinaritra

29/11/2018

Na any am-pialan-tsasatra aza ireo olo-malaza dia tsy mbola mahafohy ny fanatanjahan-tena ihany. Mampiaraka ny mahasoa sy ny mahafinaritra izy ireo ary tsikaritra amin’ny bikany izany, rehefa manitsaka karipetra mena iny izy ireo.

Lire la suite...

Sakafo

Kaokaombra nosesefana nofona drakaka

29/11/2018

Akora ilaina · Kaokaombra 6 isa (somary manifinify sy lava) · Vermicelle 50g · Nofona drakaka · Ranom-boasarimakirana · Saosy soja na sakay malefaka · Kotomila voatetika 3 sf · Nuoc mam 2 sf

Lire la suite...

Actualités

Joyeux anniversaire Koloina,

29/11/2018

Un an de plus ! Bravo pour tes 12 ans.

Lire la suite...

Coiffure

Karazana sanga mety ho an’ny rehetra

29/11/2018

Taovolo tsy mety lefy laza mihitsy ny sanga mahitsy eo aloha na ny « frange». Mety ho an’ny karazana taovolo sy firafitry endrika rehetra izy ity.

Lire la suite...

Shopping

Shopping « Divers »

29/11/2018

1. Defroisseur 4 en 1 – Elimine les plis rapidement – 90.000Ar –Boutique Azirka Rasalama-sur commande sur Facebook « Azirka Sweet Home –Mada » COnt : 034 83 105 11

Lire la suite...

Manerantany

Miteraka resa-be ao Sina ilay zaza nodidiana tany am-bohoka ho fiarovana azy amin’ny Sida

29/11/2018

Mpitsabo mpikaroka tera-tany sinoa iray no nanambara fa nirotsaka an-tsehatra tamin’ny fanovana ny foto-tarazona zaza kambana mbola tany an-kibon-dreniny, fotoana vitsy izay.

Lire la suite...

Nibontsina ny tarehiny rehefa nampiasa fandokoam-bolo

29/11/2018

Nizara ny nanjo azy tamin’ny fampiasana lokom-bolo, tany anaty tambajotran-tserasera i Estelle 19 taona.

Lire la suite...

Vehivavy 63 taona voafidy ho renibe tsara indrindra maneran-tany

29/11/2018

Renim-pianakaviana frantsay 63 taona iray no voahosotra ho renibe tsara tarehy sy tsara bika indrindra maneran-tany.

Lire la suite...

Zazakely 18 volana sy ny rainy nisy nitifitra tao an-tranony

29/11/2018

Lehilahy iray monina ao Veauvert ao Gard, Frantsa no niantso vonjy satria naheno tifitra tao amin’ny tranon’ny mpiray vodi-rindrina aminy ny talata tolakandro lasa teo.

Lire la suite...

Conseils

Bevohokan’ny lehilahy iray efa nanambady aho ary nilaozany.

29/11/2018

5 taona ilay zaza amin’izao, izy kosa tsy hita intsony mihitsy. Tamin’ny herintaona indray, nisy lehilahy niaraka tamiko ary fantany tsara fa efa niteraka aho.

Lire la suite...

Citation

Faites ce que vous voulez, avec ce que vous avez, là où vous êtes

29/11/2018

Ny ankamaroan’ny Malagasy dia manondro molotra ny mpitondra Fanjakana ho fototry ny tsy fandrosoana misy eto amin’ny Nosintsika.

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo