Jejoo

En vente actuellement 28/11/2018


Archive du 28/11/2018

A la une

Ranom-boankazo asiana betiravy : Afaka isorahana gripa, aretim-po, …

28/11/2018

Ny voakanzo mandrafitra ity zava-pisotro iray ity dia samy manan-karena otrikaina avokoa. Ny fitambaran’ny voka-tsoa entin’ireo akora rehetra ireo dia tena mahasalama ny vatana ary misoroka ny karazana aretina. Ankoatra izay dia mampatanjaka ihany koa ity zava-pisotro ity.

 Lire la suite...

People

1. Notanterahina omaly ny fitsarana ny raharaha mahakasika ilay didim-pananana navelan’i Johnny Hallyday.

28/11/2018

Tsiahivina fa tsy namela n’inona n’inona ho an’ireo zanany mihitsy izy, ao anatin’izany ka nangataka ny handova azy kosa ireo zanany.

Lire la suite...

Sakafo

Krepy amin’ny trondro sy fraomazy

28/11/2018

Akora ilaina · « Fromage de chèvre » 60g · Trondro 50g · Lafarinina 90g · Atody 1 · Ronono 250ml · Dibera 20g · « Crème fraiche » 60g · Aneth kely

Lire la suite...

Coiffure

Torohevitry ny matihanina, ikoloana volo makina!

28/11/2018

Isan’ny volo sarotra karakaraina indrindra ny karazam-bolo makiana, noho ilay toetrany tsy mety mangirana, tapatapaka sy tsy mety maniry. Araka izany dia misy fomba fikarakarana manokana mihitsy, tokony atao amin’izy ireny. Manoro hevitra momba izany ny matihanina.

Lire la suite...

Shopping

Shopping « été »

28/11/2018

1. Robe off shoulder – Boutique Love Story Tana Water Front Ambodivona 2. Robe Louis Vuitton – 40.000Ar – Galerie Mialy Behoririka 2e et Box2 Cont : 034 38 208 88

Lire la suite...

Manerantany

Ramatoa 60 taona, nandany 100.000 Euros tamin’ny olon-tiany

28/11/2018

Tsy nahazaka ny fiainany tany Sri Lanka ka niverina nody tany Angletera i Diane De Zoysa, ramatoa lehibe 60 taona.

Lire la suite...

Tsy azo antoka loatra ireo orinasa mpanamarina ny fenitra eoropeanina

28/11/2018

Mpanao gazety iray avy any Pays Bas, Frantsa no nanao fanadihadiana momba ny fanekena ireny vokatra medikaly ka niteraka resa-be eo amin’ny tontolo medikaly eoropenina.

Lire la suite...

Novonoin’ilay polisy teny amin’ny tribonaly ny vadiny sy ny zaodahiny

28/11/2018

Polisy iray nanao fanamiana sivily no namono ny vadiny sy ny zaodahiny tao amin’ny lapan’ny fitsarana tany Afrika atsimo.

Lire la suite...

Conseils

Misy lehilahy izay any milaza ho tia ahy, izaho koa tia azy, nefa menatra be aho.

28/11/2018

Ahoana no atoko mba ahafahanay miresaka tsara satria tena te hiresaka be aminy mihitsy aho ?

Lire la suite...

Bienfaits

Kaofitira « rhubarbe » sy frezy

28/11/2018

Karazana zava-maniry tsy misy eto amintsika, saingy azo volena eto kosa ny « rhubarbe ». Vokatra iray ahitana azy, izay tena mafilotra tokoa, ity omena anao ity. Kaofitira azo avy aminy sy nampiarahina tamin’ny frezy.

Lire la suite...

Famille

Tombotsoa 4 azon’ny ankizy, raha miompy saka

28/11/2018

Tsara ho an’ny ankizy ve ny manana saka ? Betsaka ny ray aman-dreny misalasala sy mametraka izany fanontaniana izany. Ireto kosa ny antony mahatsara ny fisian’ny saka ao an-trano…

Lire la suite...

Citation

« Ne regrette jamais rien, car il fût un temps ou c’est exactement ce que tu voulais »

28/11/2018

Fihetseham-po hafahafa ny nenina. Fihetseham-po manimba saina, mandratra fo ary mety hanimba ny hoavy mihitsy kanefa sarotra fafana.

Lire la suite...

Service

Hanova anarana : Inona avy ny taratasy ilaina? aiza no haleha?

28/11/2018

Noho ny antony samy hafa dia mety tsy ho tiana ny anarana nomen’ny ray aman-dreny. Azo atao ny manova azy ireny, rehefa manao fangatahana any amin’ny filohan’ny fitsaràna ambaratonga voalohany. Atoro anao anio ny fanaovana izany.

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo