Jejoo

En vente actuellement 26/11/2018


Archive du 26/11/2018

A la une

Miha-fotsy, miha-tanora kokoa ny endrika… maska vovo-dronono atao !

26/11/2018

Ny asidra manokana ao anatin'ny ronono, na ilay antsoina hoe "acide lactique" dia tena manatsara ny hodi-tava. Manazava endrika izany singa izany, manadio ary manala ireo sela maty koa. Tsy vitan'izay fa manamandina hoditra ny "acide lactique" ary manatsara kalitao azy. Mihafotsy sady mihamandina ny tarehy koloina amin'ny ronono. Ireo hoditra makiana sy maina ary ara-dalàna no tena mahazo tombontsoa betsaka aminy.

 Lire la suite...

Santé

Vaksiny miady amin’ny fahatapahan’ny lalan-drà : Ho avy tsy ho ela…

26/11/2018

Mifototra amin’ny fihinanana fanafody “anti-coagulants” izay misoroka ny fitambangainan’ny rà ny fitsaboana ny fahatapahan’ny lalan-drà. Amin’izao fotoana, dia eo am-pikarohana vaksiny afaka manolo an’io fitsaboana io sy hanatsaràna ny fitsaboana ny marary, ireo manam-pahaizana ao Osaka Japana.

Lire la suite...

People

Béyoncé, Emma Stone… : fifaninanan-kira no niandohany

26/11/2018

Betsaka ireo olo-malaza niezaka nitady lalana mba hahatrarana ny tanjony. Misy amin’izy ireo no nanomboka avy hatrany tany anatin’ireny fifaninana madinika ireny saingy efa tonga malaza indrindra eran-tany, amin’izao fotoana.

Lire la suite...

Love

Azo ampatoriana ao an-trano ve ny olon-tian’ny zanaka ?

26/11/2018

Mifanakaiky am-po kokoa amin-janany ny ray aman-dreny ankehitriny. Miray tsikombakomba mihitsy aza, amin’ny zavatra sasany,

Lire la suite...

Sakafo

Mini quiche amin’ny trondro sy fraomazy

26/11/2018

Akora ilaina Ho an’ny paty · Lafarinina 250g · Dibera 150g · Tamenak’atody 2 efa nokapohina kely · Paprika ½ sk

Lire la suite...

Shopping

1. Robe à guipure120.000Ar – Boutique « Love Story » Tana Water Front Ambodivona

26/11/2018

2. Robe fluide à carreaux 70.000Ar - Boutique « Love Story » Tana Water Front Ambodivona 3. Robe maxi à bretelle 60.000Ar – Magasin New Century Soarano box 07 1er étage

Lire la suite...

Déco

Zaridaina hafa kely

26/11/2018

Aingam-panahy kely foana, nalaina avy amin’izay kojakoja ananana dia efa azo hamoronana haingon-jaridaina mahafinaritra ny maso.

Lire la suite...

Manerantany

« #MerciProf » : Fomba iray ankasitrahana ireo mpampianatra

26/11/2018

Herinandro vitsivitsy lasa izay dia nalaza tao amin’ny tambazotran-tserasera ny “#Pasdevague”, izay nanehoan’ireo mpampianatra tany Frantsa ny tsy fahazakan’izy ireo ny herisetra mianjady aminy.

Lire la suite...

Ankizikely 10 taona, nidaroka ny mpampianatra azy

26/11/2018

Notorian’ny mpampianatra azy ity ankizikely 10 taona, mpianany ao amina sekoly iray ao Villejuif, Frantsa.

Lire la suite...

Vehivavy namono sy nahandro ny sakaizany

26/11/2018

Novonoin'ny vehivavy maraokanina iray ny sakaizany, nandrahoiny ary narosony ho sakafon’ny mpiasa Pakistaney miasa any Emirat Arabes Unis avy eo, araka ny tatitra nataon’ny gazety The National.

Lire la suite...

Psycho

Te ho afa-po amin’ny bikanao ve ianao ? araho ireto …

26/11/2018

Tsy misy tonga lafatra ny olona tsirairay avy ka mila manaiky sy mitia izay hananany ny tsirairay. Ny tsy fahafaham-po amin’ny vatana izay hananana dia olana atrehan’ny vehivavy maro. Manimba saina anefa izany ka tokony hialana. Ireto torohevitra ireto dia manampy amin’izany.

Lire la suite...

Conseils

Vehivavy aho ary mbola mianatra.

26/11/2018

Misy lehilahy izay any, tiako izy, efa roa taona izay, nefa ny fisiako aza mety tsy fantany akory .

Lire la suite...

Minceur

Mihena 60 kilao noho ny fampiasana ny tambajotram-pifandraisana

26/11/2018

Misy akony amin’ny fiainan’ny mpampiasa azy, ny tambajotram-pifandraisana. Tsy voatery ho ratsy foana anefa izany fa mety hitondra izay mahasoa ihany koa.

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo