Jejoo

En vente actuellement 23/11/2018


Archive du 23/11/2018

A la une

Manary 5 kilao, amin’ny ranona citron…izao atao!

23/11/2018

Feno otrikaina mahasoa sady manadio ny voasarimakirana. Ahitana karazana asidra mandoro tavy rao anatiny no sady mandrindra ny tahan’ny siramamy ao anaty ra.

 Lire la suite...

People

Raha noheverina fa nahafinaritra an’ i Kanye West

23/11/2018

foana ny fomba fiakanjon’i Kim Kardashian vadiny hatramin’izay dia fantatra izao fa tsy faly tamin’izany ihany izy. Nandritra ny resadresaka tao anatin’ilay fandaharan’i Ellen DeGeneres Show no nilazan’i Kim Karsahian izany.

Lire la suite...

Sakafo

Lasopy amin’ny calamar

23/11/2018

Akora ilaina · Dibera 2 sotrokely · Sira sy dipoavatra · Nofon’akoho 200g · Poarao 1, trondro calamar 100g · Ovy · Patsa be 1/2kg · Vermicelle 100g · Olatra mainty maina 10g · Karaoty voakiky 1 · Soja 1 sotrokely · Nofon-trondro · Persily sy kotomila voatetika · Saosy sakay izay tiana

Lire la suite...

Shopping

shopping « chaussure »

23/11/2018

1. Escarpin paillette P:37 8 cm 50.000ar - Contact: 034.41.980.84 Immeuble Nouveauté Behoririka box40 2eme etage

Lire la suite...

Beauté

Ny fomba fanadiovana tarehy tena mety, isa-kariva

23/11/2018

Rehefa lany iny ny akora fanadiovanao tarehy dia azonao atao tsara ny mampiasa akora natoraly. Ny atoronay anao eto anefa dia azonao ampiasaina tsara amin’ny alina, hanadiovana tarehy mialoha ny hatory.

Lire la suite...

Manerantany

Ankizy kely miisa 5 , voadonan’ny fiara teo amin’ny faritra voatokana hiampitana

23/11/2018

Ankizy 5 no indray maty ary 18 hafa kosa naratra tao akaikin’ny sekoly iray ao Huludao, faritra iray Avaratra Atsinanan’i Sina. Handeha hiampita arabe teo amin’ny faritra voatokana ho amin’izany ireo vondron’ankizy nirava avy nianatra omaly maraina, no nofaohan’ny fiara iray.

Lire la suite...

Ankizilahikely mararin’ny homamiadana, nihaona tamin’ny mpihira tiany indrindra

23/11/2018

Afaka nanatanteraka ny nofinofiny hihaona amin’ny mpanakanto tiany indrindra i Julien, ankizilahikely 5 taona, tratry ny homamiadana.

Lire la suite...

Nesorina ny nonony sy ny tranon-jazany noho ny fahadisoan’ny valim-pitiliana

23/11/2018

Vehivavy iray 36 taona no voatery nesorina nono sy tranon-jaza vokatry ny fahadisoan’ny valim-pitiliana homamiadana nataony.

Lire la suite...

Conseils

Misy lehilahy miaraka amiko efa ho 5 volana izao.

23/11/2018

Mankany an-tranony foana aho isaky ny mihaona izahay dia miray ara-nofo foana izahay. Izaho aloha efa fantatry ny olona ao an-tranony.

Lire la suite...

look

Ireo fianjaika azo alain-tahaka mandritra ny herinandro

23/11/2018

Efa karazana adidin’ny vehivavy mihitsy ny manao izay hahamety sy hahamendrika paozy isan’andro. Manahirana ihany anefa indraindray ny misafidy ny akanjo hanaovana. Mba tsy handaniana fotoana ela amin’izany ary dia ireto misy soso-kevitra fiakanjo mandritra ny herinandro.

Lire la suite...

Citation

« L’honnêteté n’est pas un habit des dimanches, mais un vêtement de tous les jours » Tristan Bernard

23/11/2018

Toa zary efa mahazatra izany voasoloky, voafitaka, voaroba trano, tratran’ny fivadiam-pitokisana, sns amin’ny fiaraha-monina iainantsika amin’izao fotoana.

Lire la suite...

Service

Black Friday : Aiza avy ireo manao fihenam-bidy anio?

23/11/2018

Zoma ny andro ka rehefa toy izao dia misy ireo tranombarotra no manomana tolotra manokana antsoina hoe “Black Friday”, hanamarihina ny faran’ny herinandro. Araka izany indrindra dia ireto ny ivon-toerana manao io tolotra io.

Lire la suite...

Astuces

Paipaika azo hanitarana ny kiraro tery

23/11/2018

Toe-javatra anisan’ny tena mampalahelo antsika vehivavy ny mahita kiraro tena tiana kanefa tery. Raha tsy tena kely loatra izany kiraro izany, dia misy ihany ny paipaika azo hatao hanitarana ny kiraro mba hahafahana manao azy.

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo