Jejoo

En vente actuellement 22/11/2018


Archive du 22/11/2018

A la une

3 andro dia te hihena…araho ny “regime” be proteina

22/11/2018

Azo atao tsara ny mihena vetivety raha toa ka tsy dia betsaka loatra ny lanja tiana ho very. 3 andro izao ianao dia hihena, raha hanaraka an’ity “regime” ity.

 Lire la suite...

Santé

Azo sitranina tokoa ve ny homamiadan’ny nono ?

22/11/2018

Tsiry mpanentana roa no mivoaka amin’ny vehivavy ao anatin’ny tsingerim-bolana dia ny “progesterone” sy ny “oestrogène”.

Lire la suite...

People

Ry Blake Lively, Nikki Reed…sy ny nahandro

22/11/2018

Maro ireo olo-malaza no mankafy mahandro. Tsy tena fahazaran’izy ireo ny manao izany indraindray, noho izy ireo manana mpiasa manokana efa matihanina momba ny lakozia.

Lire la suite...

Sakafo

Legioma saosy, amin’ny tavim-boanio

22/11/2018

Akora ilaina · Legioma 1kg (araka izay tiana: petit pois, karaoty,ovy, choux fleur, broccolis, voatavo, selery, korzety, baranjely…) · Tongolo be 1 · Menaka 2 sf · Curry 2sf · Tavim-boanio 400ml · Kotomila tahony 2 eo · Sira sy dipoavatra

Lire la suite...

Coiffure

Taovolo mirandrana, tena lamaody !

22/11/2018

Taovolo maneva ny vehivavy Malagasy ny randrana. Tato anatin’ny taona vitsy anefa dia tena lasa lamaody izy ity. Nivoatra dia nivoatra ihany koa ny teknika fanaovana randrana ka nahafahana namoaka taovolo isan-karazany toy ireto manaraka ireto.

Lire la suite...

Shopping

Shopping « sac et pochette »

22/11/2018

1. Sac Hermes – Boutique 51 Ampefiloha derrière Shoprite, en face de Safron Boutique 67ha

Lire la suite...

Beauté

Ireo teknika fampiasana “crayon noir” ho an’ny maso

22/11/2018

Fitaovana tsy afa-misaraka amin’ny resaka fanaingoana tarehy ny « crayon noir ». Ny maso sy ny manodidina azy no tena hampiasana ity fitaovana kely ity.

Lire la suite...

Manerantany

Vehivavy saodiana miisa 7 no niara-voaolana sy nampiharana herisetra

22/11/2018

Niharan’ny herisetra ireo vehivavy notanana am-ponja tao Arabia Saodita tany amin’ny tapaky ny volana jona tany, fotoana nandrarana ny vehivavy tsy hitondra fiara tany an-toerana.

Lire la suite...

Lehilahy niady tamin’ny vadiny, nahatifitra olona telo

22/11/2018

Olona efatra no maty vokatry ny fifampitifirana tao amin’ny faritry ny hopitaly iray ao Chicago Etazonia ny alatsinainy lasa teo.

Lire la suite...

Ankizy miisa 85 000 no namoy ny ainy nhatramin’ny taona 2015, tany Yemen

22/11/2018

Ankizy manodidina ny 85 000 no namoy ny ainy tany Yemen hatramin’ny taona 2015 no nankaty, raha ny tatitra navoakan’ny fikambanana « Save the children ».

Lire la suite...

Conseils

Vehivavy 16 taona aho. Misy lehilahy miaraka amiko, tena tiako.

22/11/2018

Nilaza tamiko anefa izy fa mila vehivavy virjiny, saingy izaho tsy virjiny intsony.

Lire la suite...

Citation

"Le plus beau rouge à lèvres qu'une femme puisse porter, c'est un sourire" (Jo Coeijmans)

22/11/2018

Maro ny firenin-drazantsika no mandrisika antsika vehivavy mba hikajy ny hatsaran-tarehy. Fandre matetika, ohatra ny hoe : ny vehivavy sady ravaky ny tokantrano no endriky ny lalana. Eo ihany koa ilay hoe : ny vady jerijery.

Lire la suite...

Star

Elodie Arnould : Mpanao hatsikana Malagasy, malaza any Frantsa

22/11/2018

Betsaka no mety tsy mbola mahafantatra tsara an’i Elodie Arnould eto Madagasikara. Any anaty tambazotra sosialy any kosa no tena ahitana azy matetika noho ireo hatsikana zarainy amin’ny alalan’ny horonan-tsary fohy.

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo