Jejoo

En vente actuellement 21/11/2018


Archive du 21/11/2018

A la une

Ireo antony mahatonga ny homamiadana

21/11/2018

Aretina mpahazo ny Malagasy maro ankehitriny ny homamiadana. Mety hanaranaka ity areti-mandoza ity ka mila mitandrina kokoa araka izany ireo olona efa ahiana ho tratrany.

 Lire la suite...

People

1. Nofoanana ny fifamofoan’i Paris Hilton sy ilay olon-tiany Chris Zylka.

21/11/2018

Raha ny fantatra dia nosarahin’i Paris Hilton mihitsy i Chris noho izy sempotry ny asany sady tsapany ihany koa fa tsy mbola tena i Chris ilay tokony ho vadiny.

Lire la suite...

Sakafo

Saosety atao gratin

21/11/2018

Akora ilaina · Saosety 2 · Tongolo 1 · Lardons 150g · Ronono · Lafarinina · Fraomazy efa voakiky · Menaka · Sira sy dipoavatra

Lire la suite...

Shopping

Shopping « Homme »

21/11/2018

1. Blouson cuir noir. 120.000Ar New Century Soarano Box 07 1er ét 2. Veste bleue claire neuve sur commande Facebook « Francky Blazer » Cont 033 05 284 45

Lire la suite...

Beauté

Ranomanitra, safidio araka ny karazan-koditrao…

21/11/2018

Voalaza fa mamaritra ny toetoetran’ny olona iray ny karazana ranomanitra hanaovany. Rehefa zohina anefa, hoy ireo matihanina eo amin’ny tontolon’ny ranomanitra, dia ny sokajin-koditra no tena tokony hamaritana voalohany ny karazana ranomanitra safidiana.

Lire la suite...

Manerantany

Mpanoratra boky ho an’olon-dehibe tao Sina, hogadraina 10 taona

21/11/2018

Voasazy higadra 10 taona an-tranomaizina ilay mpanoratra tera-tany sinoa, fantatra amin’ny anarana hoe : Tianyi.

Lire la suite...

Novakiany nandritra ny mariazy ireo taratasy nalefan’ny vadiny tamin’ny vehivavy hafa

21/11/2018

Mialoha kely ny fotoana hanatanterahana ny mariaziny no nisy nandefa tamin’ity tovovavy hanambady ireo hafatra nifanaovan’ny fofombadiny tamin’ny vehivavy hafa.

Lire la suite...

Tovovavy nikasa hianatra asa, lasa nanambady lehilahy tsy fantany

21/11/2018

Nahita filazana andranasa momba ny fikarakarana tarehy ity tovovavy 21 taona, monina ao Hongkong ity ka nanoratra anarana ho amin’izany.

Lire la suite...

Conseils

Mba mahatsapa alahelo sy manenina amin’ny ratsy nataony tamin’ny olon-tiany ve ny lehilahy ?

21/11/2018

Olombelona toy ny rehetra ihany ny lehilahy ary manenina sy malahelo tokoa izy, fa ny fomba fanehoany izany fotsiny no tsy mitovy amin’ny fomba fanehoan’ny vehivavy ny alahelony.

Lire la suite...

Famille

Adolantsento be famaliana, atao ahoana ?

21/11/2018

Eo amin’ny fotoana maha adolantsento ny ankizy no tena sahisahy manohitra ny ray aman-dreny.

Lire la suite...

Citation

« La reconnaissance est la mémoire du cœur » Hans Christian Anderson

21/11/2018

Noho ny hasarotan’ny fiainana, noho ny hamafin’ny fitadiavana dia miha-miova ny toe-tsaina. Tsy dia hita taratra amin’ny fiaraha-monina intsony izany fahaizana mizara sy mankasitraka izany.

Lire la suite...

Astuces

Ireo akora mahasolo ny atody rehefa hanao mofomamy

21/11/2018

Ny atody no isan’ny akora fototra amin’ny fanaovana mofomamy. Tsy voatery ho hita an-trano anefa izany ary misy ihany koa ireo izay tsy mahazaka izany. Ireto akora manaraka ireto dia mahasolo ny atody.

Lire la suite...

Menaka vonjy

21/11/2018

Ireo masera avy ao amin’ny zanaka vavin’ny Eglizy no mamokatra ny menaka Vonjy. Na zazakely aza dia azo hampiasana azy itony. Vahona no akora fototra nanamboarana azy.

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo