Jejoo

En vente actuellement 19/11/2018


Archive du 19/11/2018

A la une

Izaho tompoko dia maty vonon’ny vadiko.

19/11/2018

3 taona nivadiana izahay, fa tamin’ny herintaona voalohany ihany no tsy nikasihany tanana ahy.

 Lire la suite...

Santé

Nahoana no mankarary kibo ny voankazo sasany?

19/11/2018

Tsy ilaozan’ny mety hankarary ny voankazo, raha toa ka tsy ara-dalàna ny fanasàna azy, ny fihinanana azy, na koa ny fahamasahany. . Ireto ny antony mety hahatonga azy hankarary kibo.

Lire la suite...

People

Ireo mpilalao sarimihetsika nalaza, saingy niova asa

19/11/2018

Efa betsaka ireo mpilalao sarimihetsika no nifidy lalan-kafa tamin’ ny filalaovana sarimihetsika, noho ny antony maro samy hafa. Nanana ny lazany tokoa ireto entina aminao ireto, tamin’ny fotoana nilalaovany saingy nanapa-kevitra ny hanao asa hafa mihitsy taty aoriana

Lire la suite...

Love

Malahelo ny olon-tiana, orohy ny akanjony !

19/11/2018

Mitahiry fahatsiarovana ny zavatra hitan’ny maso, toy ny sary, sy ny feo renesin’ny sofina, saingy ny tena fahatsiarovana sarotra fafana indrindra dia izay tsapan’ny orona. Tsy misy mamoha fahatsiarovana tahaka ny fofona !

Lire la suite...

Sakafo

Gilasy amin’ny akondro, voanio sy kakaô

19/11/2018

Akora ilaina · Akondro 4 · Tavim-boanio 2 sf · Kakaô 3 sf · Sira 1 tsongo

Lire la suite...

Shopping

Shopping « robe »

19/11/2018

1. Robe à dentelle. 50.000Ar – Galerie Mialy Behoririka 2e étage Box2 2. Robe ceinturée : 50.000Ar – Galerie Mialy Behoririka 2e étage Box 2

Lire la suite...

Déco

Ahoana no fisafidianana “tapis” atao ao an-trano

19/11/2018

Mitondra endrika ho an’ny efitrano iray ny karipetra izay apetraka ao aminy. Maro karazana izy ireny fa ahoana kosa ny fomba hisafidianana azy?

Lire la suite...

Beauté

Ranom-boasary : manakatona mason-koditra eo noho eo !

19/11/2018

Mitondra vokatsoa maro ho an'ny hoditra ny voasary. Telo raha kely indrindra ny vokatra azo eo noho eo raha hikarakarana tarehy ity voankazo ity : manala ireo sela maty amin'ny hodi-tava ny voasary, manadio ny tarehy hatrany ifotony koa ka tsara hanaovana "gommage", ary ny fahatelo dia mampikatona eo noho eo ny mason-koditra misokasoka no sady mandrindra ny menaka sy tavo mipoitra eo amin'ny tarehy.

Lire la suite...

Manerantany

Tsy mbola nikitika solosaina mihitsy ny minisitry ny « cybersécurité » ao Japana

19/11/2018

Namboraka ny minisitry ny « cybersécurité » ao Japana, Yoshitaka Sakurada, fa mbola tsy nikitika solosaina mihitsy.

Lire la suite...

Renim-pianakaviana nandoro zanaka, hogadraina 40 taona

19/11/2018

Niakatra fitsarana tao Etazonia ary voaheloka higadra 40 taona an-tranomaizina, ny renim-pianakaviana iray.

Lire la suite...

Ho azo tiliana amin’ny alalan’ny rà ny homamiadana vao miantomboka

19/11/2018

Mpikaroka maromaro avy ao amin’ny University Health Network ao Canada no nandrafitra fomba fitiliana homamiadana amin’ny alalan’ny rà.

Lire la suite...

Psycho

Matahotra hiroso amin’ny fanambadiana izy, fa nahoana ?

19/11/2018

Ny fahatahorana hiroso amin’ny fanambadiana dia antsoina hoe “gamophobie”. Dingana isan’ny lehibe indrindra eo amin’ny fiainana tokoa mantsy ny fanambadiana. Nofinofin’ny ankamaroan’ny vehivavy izany hatao mariazy izany.Dingana fotsiny ihany anefa izany fa ny fiainana ao aorian’izay no tena atao hoe fanambadiana ka tsy vitsy ireo izay tratran’ny “gamophobie

Lire la suite...

Citation

On pense souvent que la mode est superficielle mais la mode est dure, ça fait mal et c'est un très beau métierR34; (R06;Laurent Mouret)

19/11/2018

Raha vao miresaka lamaody, dia heverina fa haitraitram-behivavy izany. Tsy ny vehivavy rehetra koa, fa ireo izay sokajiana ho tsy dia manan-tsaina firy, tia rendrarendra, matimatin’ny endrika ivelany, fonony fotsiny fa tsy misy fanahy !

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo