Jejoo

En vente actuellement 16/11/2018


Archive du 16/11/2018

A la une

Manadino olona mbola tiana, inona no atao ?

16/11/2018

Isan’ny sarotra indrindra ao anatin’ny fiainam-pitiavana ny manadino ny olona notiavina, satria voatery misaraka.

 Lire la suite...

Santé

Mikorontana fadimbolana, mihintsam-bolo…ity no antony!

16/11/2018

Ny vehivavy no miaina rarin-tsaina kokoa raha mitaha amin’ny lehilahy. Ankoatra ireo andraikitra sahaniny isan’andro mantsy :

Lire la suite...

People

Ny tantara tena marina tao anatin’ny sarimiaina Moana, Blanche Neige…

16/11/2018

Nosintonina avy amin’ireo tantara tena nisy ny ankamaroan’ireo sarimiaina. Namboarina izy ireo, mba hampanonofy sy hahafinaritra ny mijery azy, ho an’ny ankizy. Inona no tena zava-nisy marina tao amin’ireo sarimiaina ireo.

Lire la suite...

Sakafo

Nahandro legioma miavaka, atao laoka sy fanokafam-bavony

16/11/2018

Fomba fahandro legioma miavaka kely amin’ny mahazatra ireto atoronay ireto, hahafahanao misitraka ny vokatsoa entin’ireo legioma ao anatin’ny sakafo indray andro

Lire la suite...

Shopping

Shopping “sacs et accessoires”

16/11/2018

1. Sac bandoulière jaune moutarde 35x25sm :50.000Ar Facebook « Eddie Chic Wear » 2. Sac 2 en 1: 50.000Ar Facebook « Eddie Chic Wear » Cont: 032 45 866 34 – 033 04 670 38

Lire la suite...

Beauté

Ireo fikoloan’endrika mila arahina, rehefa ho 50 taona

16/11/2018

Miditra ao anatin’ny hoditra tena matoy ny sokajin-koditra, rehefa mananika ny faha-50 taona. Raha vao mifaramparana anefa ny taona faha-40, dia efa mila omanina sy ovaina tsikelikely ny fahazarana mikolo endrika, hahazoana tarehy tanora lalandava sy mahazo aina tsara. Ireto avy ny fahazarana mila arahina eo amin’ny fikoloana endrika, rehefa hiditra eo amin’ny faha-50 taona.

Lire la suite...

Manerantany

Ho voarara tanteraka ny fikapohana ankizy any Frantsa

16/11/2018

Nisy indray ny fehezan-dalàna vaovao mikasika ny fandraràna ny fikasihan-tanana sy ny fanaovana herisetra na ara-batana na ara-tsaina amin’ny ankizy any an-tsekoly, izay dinihina ao amin’ny antenimieram-pirenena frantsay amin’izao fotoana.

Lire la suite...

Tovovavy 17 taona, main’ny herinaratra avy amin’ny findainy

16/11/2018

Maty tsy tra-drano, ny alin’ny talata lasa teo tao Outreau – Frantsa, ny tovovavy iray, 17 taona. Main’ny herinaratra no nahafaty azy raha ny tena marina.

Lire la suite...

Andiam-behivavy mamoaka ny sarin’ny atin’akanjony any amin’ny “Twitter”

16/11/2018

Ny 06 novambra lasa teo no niakatra fitsarana ny lehilahy iray 27 taona, fantatra fa nanolana tovovavy 17 taona tany Irlande. Rehefa nivoaka ny didim-pitsarana dia afaka madiodio ity lehilahy ity.

Lire la suite...

Fianakaviana frantsay roa, voarohirohy ho nanolana zaza 4

16/11/2018

Olona miisa 8 no nalaina am-bavany tao Nevers, Frantsa ny zoma 9 novambra lasa teo. Voarohirohy ho nanolana sy nampihatra herisetra ara-pananahana tamin’ny zazalahy kely miisa efatra eo anelanelan’ny 4 sy 9 taona avokoa izy ireo.

Lire la suite...

Conseils

Manana olon-tiana tena tiako be aho. Ahoana anefa no ahafantarako raha tena tia ahy koa izy ?

16/11/2018

Raha ny tena izy dia mora fantatra kely ny olona tia. Tsy misalasala akory ianao amin’ny fitiavany fa tonga dia tsapanao izany.

Lire la suite...

look

Ireo fianjaika azo alain-tahaka mandritra ny herinandro

16/11/2018

Efa karazana adidin’ny vehivavy mihitsy ny manao izay hahamety sy hahamendrika paozy isan’andro. Manahirana ihany anefa indraindray ny misafidy ny akanjo hanaovana. Mba tsy handaniana fotoana ela amin’izany ary dia ireto misy soso-kevitra fiakanjo mandritra ny herinandro.

Lire la suite...

Citation

« Le temps est le médecin de la douleur et des querelles »

16/11/2018

Manasitrana ny zava-drehetra hono ny fotoana. Indraindray tokoa mantsy, amin’ny maha-olombelona dia mitroatra ny fo, mahateny teny tsy voahevitra ny vava ka mampikorontana mihitsy ny fifandraisana amin’ny hafa.

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo