Jejoo

En vente actuellement 15/11/2018


Archive du 15/11/2018

A la une

Regime mihinana voazavo dia 5 andro dia mihena

15/11/2018

Anisan’ny voankazo azo ampiasaina atao fototry ny “régime” fampihenan-tena ny voazavo na ny “pastèque”. Ity atoro anao androany ity dia hampihena be anao ao anatin’ny 5 andro monja. Tsy dia mampijaly rahateo izy ity fa mahavoky koa aza

 Lire la suite...

Santé

Ireo zava-pady 7 mandritra ny fadim-bolana

15/11/2018

Araka ny nambaran’ireo manampahaizana amin’ny fandinihina ny tantaram-piainan’ny olombelona, dia misy fihetsika tsy tokony ataon’ny vehivavy mihitsy mandritra ny fotoanan’ny fadim-bolana. Anton’izany ny mety ho fiantraikany eo amin’ny fahasalamana.

Lire la suite...

People

Ny ao ambadiky ny fiainan’ireo printsy vavy

15/11/2018

Mampitsiriritra tokoa ny fiainan’ireny printsy vavy ireny ary nofinofy mihitsy aza, rehefa mbola kely, ny ho tonga tahaka azy ireo. Fantaro anefa fa misy koa ny geja mahazo azy ireny toy ny mahazo an’i Kate Middleton sy Meghan Markle, izay samy vadina printsy…

Lire la suite...

Sakafo

Roulé de jambon aux légumes

15/11/2018

Akora ilaina · Karaoty 3 · Korzety 4 · Ovy lehibe 1 · Tongolo be 1 · Tongolo gasy hasiny lehibe 2 · Persily tahony 2 · Atody 4 · Fraomazy voakiky 150g · Crème fraiche 1 sf · Jambon 100g · Sira sy dipoavatra

Lire la suite...

Coiffure

Taovolo mirandrana, tena lamaody !

15/11/2018

Taovolo maneva ny vehivavy Malagasy ny randrana. Tato anatin’ny taona vitsy anefa dia tena lasa lamaody izy ity. Nivoatra dia nivoatra ihany koa ny teknika fanaovana randrana ka nahafahana namoaka taovolo isan-karazany toy ireto manaraka ireto.

Lire la suite...

Shopping

Shopping « Ankizy »

15/11/2018

1. Tennis Puma à scratch. 15.000Ar « Facebook : Lamaody Zazakely » Cont : 034 68 674 81

Lire la suite...

Beauté

Glaçon : Mampateza « maquillage », manafina havizanana, mony, tasitasy …

15/11/2018

Izay rehetra tsy metimety eo amin’ny tarehinao ka tianao hafenina na ho takomana amin’ny alalan’ny haingon-tava dia tsy ho hita avokoa rehefa mampiasa « glaçon » na ireny bolongana lagilasy ireny ianao mialohan’ny zavatra rehetra. Izy ireny mihitsy no atao « base de teint » hahafahan’ny akora rehetra hampiasainao hiasa tsara araka izay hilanao azy.

Lire la suite...

Manerantany

Nisy nanafina fitaovam-piadina tany amin’ny sekoly fanabeazana fototra iray, tao Frantsa

15/11/2018

Nahitana fitaovam-piadiana maromaro nafenina, tao amin’ny toeram-pivoahan’ny sekoly fanabeazana fototra iray, tao Loiret ao Frantsa.

Lire la suite...

Vehivavy 50 taona, voasambotra noho ny fametahana fanjaitra tany anaty frezy

15/11/2018

Vehivavy iray 50 taona no voasambotra noho ny raharaha fametrahana fanjaitra tany anaty frezy tany Aostralia. Tamin’ny volana septambra teo no nampalaza ity raharaha ity tany an-toerana.

Lire la suite...

Ankizivavikely 10 taona, nikasa hanomo tena

15/11/2018

Nampidirina hôpitaly vonjimaika i Lilly-Jo Caldcott, ankizivavikely 10 taona, satria nikasa ny hamono tena ny andro nitsingerenan’ny taona nahaterahany.

Lire la suite...

Conseils

Vehivavy manambady aho, miray trano moa izany, fa tsy vita na inona na inona.

15/11/2018

Maditra be anefa izy sady mampirafy ahy, ka leo aho. Enim-bolana izao, miaraka amin’olon-kafa aho, tiako sady tia ahy, sady vonona ny hampakatra ahy ho vady.

Lire la suite...

Citation

« Le principal ingrédient pour toute bonne cuisine familiale est l’amour. L’amour envers ceux pour qui vous cuisinez » Sophia Loren

15/11/2018

Isan’ny fahaizana ilaina lalandava ao an-tokantrano ny fahaizana mahandro, na ho an’ny vavy na ho an’ny lahy. Ny sakafo haroso an-databatra sy karakaraina mantsy no isan’ny mampivondrona ny ankohonana, mahatamana azy ireo ka mampiray hina sy manaparitaka fitiavana eo anivon’ilay tokantrano.

Lire la suite...

Astuces

Manasitrana aretin’an-doha ny “vinaigre de cidre” … izao no atao

15/11/2018

Ny “vinaigre de cidre” na ny vinaingitra avy amn’ny paoma, dia ahitana singa mampitony ny aretina sy ny fanaintainana samihafa. Anisan’ny sitranin’izany ny aretin’an-doha. Toy izao ny fikarakarana azy.

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo