Jejoo

En vente actuellement 14/11/2018


Archive du 14/11/2018

A la une

Manala tasy amin’ny tarehy ny ronono soja !

14/11/2018

Betsaka ny voka-tsoa entin’ny ronono soja ho an’ny vatana. Ho an’ny hoditra manokana fotsiny izao dia fantatra fa manala an’ireo tasitasy sy faritra matro-doko ity ronono avy amin’ny zava-maniry ity.

 Lire la suite...

People

Ireo fikafika mahatsara bika ny olo-malaza, azo alain-tahaka …

14/11/2018

Fotoana iray lehibe ho an’ireo olo-malaza ny famonjena ireny lanonana ireny izay hanofan’izy ireo akanjo sy firavaka tena lafo vidy mihitsy, anya m-pitan-dranomasina any.

Lire la suite...

Sakafo

Brownies amin’ny sôkôla

14/11/2018

Akora ilaina · Sôkôla tsy mamy 250g · Dibera ¾ tasy · Siramamy 2 tasy · Atody 3 · Lavanila 1sk · Lafarinina 1 tasy · “Noix” efa nopotehina (tsy voatery hasiana)

Lire la suite...

Actualités

Menaka « sésame » : Mitondra voka-tsoa tsy ampoizina

14/11/2018

Vokatra iray tsy mahazatra ny maro kanefa afaka manova tanteraka ny nahandro ny « huile de sésame ». Ireo kôreanina sy sinoa no tena mampiasa azy.

Lire la suite...

Shopping

Shopping « Eté »

14/11/2018

1. Combishort jaune. Taille XS.S.M.L Prix 40.000 Ar Facebook « Dilanah » Cont 034 25 057 50

Lire la suite...

Déco

Akanjo mariazy mora nefa tsara …

14/11/2018

Ny akanjo mariazy no jeren’ny mpanotrona mpanambady voalohany eny amin-drazazavavy.

Lire la suite...

Manerantany

Mpianatra miisa 11, noteren’ny talen-tsekoly hifoka sigara 1 fonosana

14/11/2018

Niteraka resa-be manerana ny tambajotram-pifandraisana ny nahita ny horonan-tsary nahitana ny talen-tsekoly iray ao Sukabumi any Indonezia nanasazy ireo mpianatra tratrany nifoka sigara.

Lire la suite...

Nofoanana ny mariazy, tsy nety nandoa vola ireo olona nasaina

14/11/2018

Nitaky vola mitentina 1 000 euros isaky ny olona nasainy hanatrika ny mariaziny ity vehivavy kanadianina iray, hahafahany manatanteraka ny mariazy nofinofy niriany hatry ny ela.

Lire la suite...

Lahiantrika, nanery vehivavy bevohoka hivaro-tena

14/11/2018

Voaheloky ny fitsarana ao Toulouse higadra 3 taona an-tranomaizina, ny lahiantitra iray 68 taona, noho ny fanerena vehivavy hivaro-tena.

Lire la suite...

Conseils

Miaraka amin’olona efa manambady aho, efa ho roa taona izao.

14/11/2018

Bevohokany aho ka milaza izy fa hikarakara sy hanampy ahy. Mety ve raha toa ka soratana amin’ny anarany ilay zaza rehefa teraka ?

Lire la suite...

Famille

Zaza tezain’i dadabe sy bebe, ireo fepetra mila raisina ihany…

14/11/2018

Rehefa i dadabe sy bebe no mitazona ny zafikely dia be fihantana ny ankizy, ary be fitiavana koa ny ray aman-dreny lehibe.

Lire la suite...

Citation

« Chaque fin peut être un nouveau départ,

14/11/2018

si vous savez avancer sans rester tourné vers le passé, tout en emportant dans votre baluchon tout ce qu’il vous a appris ». Isabelle Filliozat

Lire la suite...

Astuces

Ny atao, mba tsy ho vasoka ny volafotsy …

14/11/2018

Mba hiarovana ny firavaka vita amin’ny volafotsy tsy ho vasoka dia azo ampiasaina ny ranom-boasari-makirana sy lavenona na koa ny tain-tsigara. Sady miaro ny firavaka tsy hiofo izany no mampangirana azy ihany koa.

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo