Jejoo

En vente actuellement 13/11/2018


Archive du 13/11/2018

A la une

Maska natoraly 2, mampalama sy manatsotra volo ho azy!

13/11/2018

Maro ireo vehivavy tsy dia tia mampiasa akora simika amin’ny volo ka tsy roboka loatra amin’ireny “produits lisseurs” ireny. Ireo manana karazam-bolo marefo kosa dia tsy mahasahy loatra intsony mampiasa “fer à lisser” sy “brushing”. Ireto misy torohevitra zato isan-jato natoraly mampitsotra ny volo sady manatsara azy.

 Lire la suite...

People

Victoria’s Secret : Iray tapitrisa dolara ny vidin’ny atin’akanjo iray

13/11/2018

Ilay mpilatro Elsa Hosk no nisalotra voalohany an’ ilay atin’akanjo “Fantasy Bra” tamin’ity taona ity. Hisy amin’izy ity no azo jifain’ny besinimaro, izay voalohany teo amin’ny tantaran’ny “Victoria’s Secret”.

Lire la suite...

Trucs et astuces

Ambonin’akanjo maivana, nozairina tao an-trano

13/11/2018

Mafana ny andro izao. Andeha hanjaitra ambonin’akanjo maivamaivana mba tsy handaniam-bola be amin’ny fividianana izany.

Lire la suite...

Forme

Ny fiakanjo tena mety raha hanao spaoro

13/11/2018

Mba ho vita tsara araka ny tokony ho izy ny fanantajahantena atao dia tsara raha manao akanjo mampahazo aina tsara rehefa manao spaoro. Toy ny ahoana tokoa no tena fitafy mety raha hanao spaoro ?

Lire la suite...

Shopping

Shopping « Robes de cérémonies »

13/11/2018

Robe grenat à col montant. Prix : 45.000Ar « Sur commande » Boutique en ligne Facebook "Tendance Secret" cont: 0331234992- 0346965874

Lire la suite...

Sexo

Savaranonando, azo atao tsisy tanana !

13/11/2018

Tsy ny vehivavy ihany akory no mila an’ilay savaranonando, fotoana natao hanaingana ny filàna sy hampiakatra tsara ny mari-pana, mialohan’ny tena firaisana ara-nofo.

Lire la suite...

Manerantany

Navotsitr’ireo mpaka an-keriny ireo ankizy mpianatra miisa 79 tany Cameroun

13/11/2018

Ankizy mpianatra miisa 79 no navotsitr’ireo mpaka an-keriny tany amin’ny faritra avaratr’andrefan’i Cameroun, ny alarobia lasa teo.

Lire la suite...

Mpangalatra iray, voasambotra tao anatin’ny torimasony tany Angletera

13/11/2018

Hafa kely ny fomba nahatratra an’ity mpangalatra iray tao Folkestone, tanàna kely iray ao atsimo atsinanan’i Angletera.

Lire la suite...

Notoriany ny olon-tiany fa nanimba ny fivaviany

13/11/2018

Nametraka fitoriana teny amin’ny fitsarana ity vehivavy iray 29 taona, rehefa simba tanteraka ny fivaviany.

Lire la suite...

Conseils

Misy olona miaraka amiko efa ho 1 taona izao, nefa misy vehivavy hafa ihany koa efa niaraka taminy talohako. Inona no ataoko ?

13/11/2018

Ny fanontaniana voalohany dia tokony apetrakao amin’ny tenanao ihany : “Inona no tanjoko miaraka aminy ?”.

Lire la suite...

Bienfaits

“Cornichon” : Mampitsahatra “crampe”, aretin-tenda …

13/11/2018

Manome tsiro miavaka ho an’ny nahandro ny “cornichon” , izay somary maharikivy am-bava. Tena ilaina tokoa ny mitahiry “cornichon” ao an-trano ao, satria mampitony ny karazana fikorontanan’ny vatana toy ny aretim-bavony, ny areti-tenda, ny aretin-kozatra izy ireny…

Lire la suite...

Diététique

Antony 7 tokony hisotroana ranona betiravy

13/11/2018

Sady miaro amin’ny otrikaretina no manadio ny ao anaty ny jus vita avy amin’ny betiravy. Maro ny antony mahatsara ny fisotroana azy, izay tanisaina aminao eto.

Lire la suite...

Citation

« A ceux qui osent, rien n'est impossible »

13/11/2018

Matetika dia ireo olona manana toetra be fikirizana, tia manandrana sy tsy mifantoka be loatra amin’ny ampitso no tody amin’ny tanjona iriany.

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo