Jejoo

En vente actuellement 12/11/2018


Archive du 12/11/2018

A la une

Jus voasary sy kaokaombra, in-3 isa-kerinandro : Sady mihena no salama !

12/11/2018

Manafaingana ny fampihenan-tena ny fisotroana zava-pisotro natoraly voavaotra manokana. Sady miady amin’ilay fahatsapana ho noana lava mantsy izy ireny no ahitana singa mandoro tavy sy manadio ny ao anaty koa. Ity atoro anao ity izao, dia azonao andramana

 Lire la suite...

Santé

Nahoana no heverina fa mankarary kibo ny voankazo sasany ?

12/11/2018

Tsy ilaozan’ny mety hankarary ny voankazo, raha toa ka tsy ara-dalàna ny fanasàna azy, ny fihinanana azy, na koa ny fahamasahany. . Ireto ny antony mety hahatonga azy hankarary kibo.

Lire la suite...

People

Ireo horonan-tsary nanamarika ny fiainan’ny mpilalao azy

12/11/2018

1. Mbola vao 13 taona monja i Linda Blair, tamin’ny fotoana nilalaovany tao anatin’ilay horonan-tsary “L’exorciste” ka nampalaza be azy.

Lire la suite...

Love

Nisaraka dia mifamerina, ahoana no hanarenana ny tokantrano ?

12/11/2018

Na mafy tahaka ny inona aza ny fifamaliana teo am-pisarahana, dia mety mbola hifamerina ihany ny olon-droa

Lire la suite...

Sakafo

Sablé amin’ny sésame, mora karakaraina

12/11/2018

Akora ilaina · Dibera 250g · Siramamy 125g · Lavanila 1sk · Leviora simika 1 sk · Lafarinina araka izay ilaina 400g eo ho eo · Sésame 100g

Lire la suite...

Shopping

Shopping « chaussures »

12/11/2018

1. Sandales noir stylé. Pointure : 35 à 40. Hauteur talon : 10cm. Prix : 130.000Ar. « Sur commande » Facebook "Kalajejou Tia Vao" - « Narindra Ramamonj’s »

Lire la suite...

Déco

Manaingo efitrano amin’ny voninkazo…

12/11/2018

Ho an’ireo mpankafy voninkazo ka maniry ny hampiditra azy ho isan’ny haingon-trano ihany koa dia tavim-boninkazo tsotra nefa miavaka no zaraina aminao anio.

Lire la suite...

Beauté

Hoditra main’ny masoandro, toy izao ny fikoloana azy…

12/11/2018

Aza iodivirana mihitsy ny akora miaro amin’ny masoandro rehefa migaingaina tahaka izao ny andro. Mila arovana amin’ny taratry ny masoandro foana mantsy ny hoditra. Raha toa anefa ka sendra main’ny masoandro ihany dia misy ny akora natoraly azo hanalefahana izany.

Lire la suite...

Manerantany

Ho azo fafana ny hafatra miafina diso adiresy amin’ny Facebook

12/11/2018

Ho azo atao atsy ho atsy ny mamono ireo hafatra miafina nalefa tsy nahy na diso adiresy amin’ny alalan’ny Messenger ao amin’ny tambajotram-pifandraisana Facebook.

Lire la suite...

“Momo challenge” : Zazalahy 14 taona no hita faty tao an-tranony vokatr’ity lalao ity

12/11/2018

Zazalahy iray 14 taona no hita faty niantona tao amin’ny efitranony tamin’ny alalan’ireny fehikibona “kimono” ireny, tany Frantsa.

Lire la suite...

Mpivaro-tena nanolana ankizilahikely 14 taona

12/11/2018

Voaheloky ny Fitsarana ao San Antonio, Etazonia handoa lamandy 50.000 dolara i Jacqueline Alonzo, tovovavy 28 taona. Fanolanana zaza tsy ampy taona sy manana olana ara-tsaina no hanamelohina azy.

Lire la suite...

Psycho

Lazao ny ranomanitrao, dia ho fantatra ny toetranao …

12/11/2018

Anisan’ny azo hamaritana izay mampiavaka ny olona iray ny ranomanitra tiany. Ny fofona tian’ny olona iray tokoa mantsy dia ampy hahafantarana ny maha izy azy sy ny toetrany. Ireto ary ireo karazana fofona ranomanitra sy ny toetran’ny vehivavy mankafy azy.

Lire la suite...

Citation

Nanana olon-tiana aho taloha fa efa nisaraka izahay.

12/11/2018

Efa te hiaraka amin’olon-kafa indray aho nefa tsy hitako izay safidiana. Misy 4 amin’izao no te hiaraka amiko, mitovitovy toetra daholo. Mba mila torohevitra.

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo