Jejoo

En vente actuellement 09/11/2018


Archive du 09/11/2018

A la une

Mihena 4 kilao mialohan’ny fety….ahenao be ny menaka, izao atao!

09/11/2018

Tena fototra mampatavy ny menaka sy ny sakafo matavy. Araka izany, raha ireo fotsiny no ahena dia mety hihena tokoa ny vatana. Mbola manana fotoana rahateo hihenana mialohan’ny fety. Misy kipitsopitsony tsara ho fantatra ireto…

 Lire la suite...

People

Toy ny ahoana ary ny sonian-dry Beyoncé, Kristen Stewart, Hitler…

09/11/2018

Rehefa tafahaona amin’ireny olo-malaza ireny dia satry haka sary hiaraka amin’izy ireo.

Lire la suite...

Love

Toy ny ahoana izany mahay mitia ?

09/11/2018

Fihetseham-po mahery vaika ny fitiavana ary tonga amin’ny fotoana tsy ampoizina aza, matetika. Sarotra fehezina izy io, nefa dia iainan’ny olombelona rehetra, amin’ny ankapobeny. Manoloana izany ary, ahoana no atao mba tena hahay mitia tokoa ?

Lire la suite...

Sakafo

Akoho amin’ny voasarimakirana

09/11/2018

Akora ilaina · Voasarimakirana 4 · Akoho lehibe 1 efa niala ny atiny · “bouquet garni” · Dibera 2sf · Lard fumé tetika 8 · Sira sy dipoavatra

Lire la suite...

Coiffure

“Foulard” : haingo mampiavaka ny taovolo

09/11/2018

Haingom-bolo tena lamaody ny « foulards » amin’izao fotoana izao. Fomba iray entina hampiavaka ny taovlo efa mahazatra izy ity. Ny tena mahatsara azy dia izy mety ho an’ny salan-taona rehetra sy ny fotoana rehetra.

Lire la suite...

Beauté

Mampiasa hareza : Ny atao mba tsy ho tratran’ny “poil incarné”

09/11/2018

Ny olona tia miharatra no tena mora tratran’ireny volo tsy mety mivoaka ety ivelan’ny hoditra ireny, izay antsointsika hoe “poil incarné”. Misy fepetra tokony arahina, araka izany, rehefa mampiasa hareza, mba hisorohana izany amin’ny andavanandro.

Lire la suite...

Manerantany

Notsatohany antsy ny vadiny, satria tsy masaka tsara ny atody noendasiny !

09/11/2018

Niakatra fitsarana tao Saint-Gaudens, Frantsa, ny raharaha momba ny mpivady izay niady noho ny laoka tsy masaka. 56 taona ilay rangahy, izay voalaza fa nanatsatoka antsy ny vadiny. Tamin’ny 21 jona teo no nitrangan’ity raharaha ity.

Lire la suite...

Navoaka ny fonja i Asia Bibi, vehivavy kristiana voaheloka ho faty tany Pakistan

09/11/2018

Votsotra soa aman-tsara i Asia Bibi, ilay vehivavy kristiana izay migadra efa ho 8 taona lasa izay, tany Pakistan.

Lire la suite...

Tovovavy 13 taona, naolan’ny mpamonjy voina maro

09/11/2018

Tovovavy iray 23 taona no niharan’ny fanararaotana ara-nofo avy amin’ireo mpamonjy voina tao Parisy, fony izy 13 taona.

Lire la suite...

Nipoaka ny kitapom-bihin’ilay lehilahy nanalehibe filahiana !

09/11/2018

Lehilahy tera-tany amerikanina iray, Jack Chapman, no nanindrona fingotra an’ireo kitapom-bihiny anankiroa.

Lire la suite...

Conseils

Nanapa-kevitra izaho sy ny olon-tiako fa hanao “pause” kely aloha.

09/11/2018

Efa 3 volana anefa izay no lasa, tsy mbola niverina niresaka tamiko ihany izy. Henoko fa efa misy vehivavy miaraka aminy any ary omaly dia hitako fa nesoriny tsy ho namany intsony aho, tao anaty Facebook. Tokony mbola hiandry azy ve aho ?

Lire la suite...

look

Ireo fianjaika azo alain-tahaka mandritra ny herinandro

09/11/2018

Efa karazana adidin’ny vehivavy mihitsy ny manao izay hahamety sy hahamendrika paozy isan’andro.

Lire la suite...

Citation

« La joie s’acquiert. Elle est une attitude de courage. Etre joyeux n’est pas une facilité, c’est une volonté » (Gaston Courtois)

09/11/2018

Feno sedra izao fiainana iainantsika izao. Tsy teniteny fahazarana, na mandeha ho azy fotsiny ilay hoe : “sarotra ny fiainana”, fa isan’andro vaky ny tsirairay amin’ny olombelona dia saika mahatsapa izany daholo.

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo