Jejoo

En vente actuellement 08/11/2018


Archive du 08/11/2018

A la une

Te hihena 5 kilao vetivety…ovaovao ny sakafo, izao atao!

08/11/2018

Hafakely ity régime atolotra anao androany ity, satria tsy mahamonamonaina fa miova isan’andro ny karazan-tsakafo hanina. Tsy ela be ny hanarahana azy, kanefa azo lazaina ho betsaka ihany ny lanja very…

 Lire la suite...

People

Kisendrasendra no nampalaza an-dry Bruce Willis, Will Smith…

08/11/2018

Misy ireo olo-malaza no toy ny efa voalahatra hiditra eo amin’ny sehatra iray izay misy azy, hatrany am-boalohany.

Lire la suite...

Sakafo

Fraomazy nofonosina sésame

08/11/2018

Akora ilaina · Fraomazy lehibe 200g na 250g · Lafarinina 50g · Sésame 100g · Atody 2 · Tantely 3 sf · Persily na solila · Voasarimakirana 1 · Menaka 4 sf

Lire la suite...

Actualités

Tontolon’ny zavakanto Nodimandry Raparivo Ramaheninarivo Roland

08/11/2018

Nodimandry teo amin’ny faha-84 taonany Raparivo Ramaheninarivo Roland, andrarezin’ny fanaovana hosodoko. Omaly maraina no nindaosin’ny fahafatesana ity mpanakanto ity, rehefa narary efa fotoana elaela ihany izay.

Lire la suite...

Beauté

Maquillage tsotra, fanao andavanandro

08/11/2018

Ny hodi-tava metisy no ananan’ny ankamaroan’ny vehivavy Malagasy. Tsy sarotra ny manaingo azy io, saingy mila omanina tsara kosa, mialohan’ny hanaovana “maquillage”…

Lire la suite...

Manerantany

Vehivavy 2 avy amin'ny finoana silamo, lany ho solombavam-boahaka any Etazonia

08/11/2018

Ny talata lasa teo no notanterahana izany fifidianana izany ka nahalany an'i Ilhan Omar, tao Minesota sy Raichida Tlaib, tao Michigan.

Lire la suite...

Vehivavy notsindronin’ny vadiny tamin’ny antsy in’46, nefa tsy hisaraka !

08/11/2018

Tovovavy 21 taona i Shannon Barnard, tera-tany anglisy. Notsindronin’i Michael, vadiny, tamin’ny antsy izy, rehefa nifamaly izy ireo, satria nampirafy an’i Shannon ity vadiny ity.

Lire la suite...

Conseils

Efa-taona izay no niarahako tamin’ny olon-tiako.

08/11/2018

Tratrako nampirafy ahy anefa izy, tamin’ny alalan’ny “message” tao anaty Facebook. Taty aorian’izay dia lasa tsy nahatsapa intsony aho, na tia ahy izy na tsia. Izaho anefa tsy mahafoy azy ary ny mamany koa tia ahy. Inona no ataoko ?

Lire la suite...

Citation

« Ne te laisse pas séduire par les mots, laisse-toi plutôt convaincre par les actions. »

08/11/2018

Manjaka ny lainga sy fitaka amin’izao fotoana, na amin’ny lafiny inona na lafiny inona. Toa tsy mba azo apetraka aman’olona intsony izany fahatokisana izany fa izay manao izany indray no latsa-nenina sy voafitaka avy eo.

Lire la suite...

Stileex.xyz

Concours La Plume stileex Le vote public est officiellement ouvert

08/11/2018

La réception des candidatures pour le concours La Plume Stileex 2018 a été bouclée depuis maintenant 2 semaines.

Lire la suite...

Star

Iary : Mahay mofomamy, mamorona akanjo, manaingo trano koa

08/11/2018

Mpiangaly ny gadona « rock » no tena ahafantarana an’i Iarilaza Rakotondrasoa, na Iary. Mampiavaka azy ny feony garagara sy matanjaka, izay tsy nandiso azy teo amin’ny fisafidianana ny mozika lalaoviny. Ankoatra ny mozika anefa dia manan-talenta marobe i Iary. Araho ange e !

Lire la suite...

Astuces

Manala volomaso tsy maharary… andramo ity !

08/11/2018

Marary ny manala volomaso raha vao tsy mahafehy tsara ny teknika fanaovana azy. Ity fomba iray ity dia azo hisorohana izany fanaintainana izany. Alikaola no ampiasaina.

Lire la suite...

Taiza vatana

Ireo lamaodim-behivavy mety hanimba ny fahasalamana

08/11/2018

Mety hanimba ny fahasalamana ny sasantsasany amin’ny lamaodim-behivavy. Indro, ho tohin’ny fandaharana Taiza Vatana, tao amin’ny Top Radio omaly, ireo karazana lamaody tokony hotandremana.

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo