Archive du 06/11/2018
06/11/2018
Na dia heverina fa mavesatra aza ny voamaina, toy ny voanjobory, dia mitondra voka-tsoa ho an’ny vatana.
06/11/2018
Maro ireo mpankafy no tsy afaka nanatrika ilay seho iray nizaran’i Joss Stone tamin’ny Malagasy, ny mozikany.
06/11/2018
Indraindray, tsy ampy ny mitsotra eo ambony fandriana, na ny miezaka ny hatory fotsiny mba hanalana havizanana, satria efa reraka loatra.
06/11/2018
Tena zava-dehibe izany firaisana ara-nofo izany, ka tsy azo ataotao foana. Izany koa no mahatonga ny lalàna ho sarotiny amin’ireo tsy manaja ny maha-olona,
06/11/2018
Fanontaniana manitikitika avy amin’ny mpamaky Jejoo ity ho valian’ny matihanina anio ity, izay miompana indrindra amin’ny fanesorana ny volon-tongotra. « Inona no re no fomba azo atao hanesorana ny volon-tongotra ,fa manelingelina ny maso izy ireo, nefa sarotra ihany koa ny manala azy ? ».
06/11/2018
Efa ho herintaona mahery izay no tsy hita i Maëlys, tovovavikely frantsay 10 taona. Iray andro mialohan’ny tsingerin-taonany no tsy nahitana an’ity tovovavikely ity, tamin’ny volana aogositra 2017.
06/11/2018
Vehivavy tera-tany frantsay iray voan’ny « mucoviscidose » no lasa voan’ny homamiadan’ny havokavoka, taoriana kelin’ny namindrana havokavoka vaovao taminy.
06/11/2018
Notazonina am-ponja, mandrapiandry ny fitsaràna azy, i Gregory Ramos, ankizalahikely 15 taona.
06/11/2018
5 taona nivadiana izahay, saingy ny 3 taona tamin’ireo dia nampirafy ahy foana izy.
06/11/2018
Raha mahatsiaro ho malahelohelo, te hitsakotsako zava-mamy, na be menaka, tsy dia mazoto mihetsika fa kamokamo, dia mety ho voan’ny fahaketrahana, na « depression » ianao.
06/11/2018
Akora ilaina · Tsaramaso 3 kp - 2.000 Ar · Saosisy ½ kg – 6.000 Ar · Voatabia sy tongolo gasy – 500 Ar
06/11/2018
Rahampitso ilay fotoana manan-tantara hisafidianantsika vahoaka Malagasy izay ho filoham-pirenena hitantana an’i Madagasikara mandritra ny 5 taona.
06/11/2018
Amin’izao vanim-potoanan’ny orana sy ny hafanana izao dia ilaina dia ilaina ny elo. Betsaka ny mivarotra azy ireny, saingy ny tena be mpitady dia ireo elo mafy sy maharitra, tsy mora simban’ny rivotra sy ny danik’andro. Ireto misy mpivarotra elo, notsongain’ny Jejoo ho anao.