Jejoo

En vente actuellement 02/11/2018


Archive du 02/11/2018

A la une

Tasy sy olatra amin’ny tarehy, esory amin’ny tantely sy citron!

02/11/2018

Tarehy madio, tsy misy pentina sady tsy ahitana tasy no tonga lafatra indrindra. Raha sendra misy ireo lesoka kely ireo ny hodi-tava, dia fantaro fa azo atao tsara ny manala azy ireny amin’ny akora natoraly, toy ny tantely, voasarimakirana, na menaka oliva. Atoronay anao ny fomba fanaovana azy :

 Lire la suite...

People

Ireo vehivavy malaza, tsy menatra amin’ny vatany…

02/11/2018

Tsy miahiahy ny amin’ny vatany na miafina amin’izay ananany mihitsy ireto vehivavy malaza ireto. Matetika mantsy no takiana amin’izy ireo ny ananany bika aman’endrika tonga lafatra saingy samy manana ny mampiavaka azy ny olona tsirairay. Mirehareha amin’izany izy ireo.

Lire la suite...

Love

Indraindray, hono, zavatra kely monja manintona eny amin’ny lehilahy dia mety hahatonga antsika ho babo mandrakizay.

02/11/2018

Zavatra kely sendra tsikaritsika fotsiny, indraindray aza no tsy tena misy dikany loatra, dia efa mety hamoha fitia ao anaty ao. Mety ho zavatra tokony hanorisory aza, saingy tsy arakarak’izay fa lasa mahalatsa-pitia antsika tanteraka. Dia eo isika ilay miteny hoe : mahafatifaty loatra !

Lire la suite...

Sakafo

Poelée façon paella

02/11/2018

Akora ilaina · Vary 1 kpk · Nofon’akoho 150g · Patsa be 150g · Saosisy chorizo 80g · Poavrao 2 · Tongolo be 1 · Petit pois 100g · Haricots verts 50g · Tongolo gasy hasiny 1 lehibe · Safran 2 tsongo · Menaka oliva · Rano · Kioba manome tsiro · Calamar 50g · Bolety amin’ny trondro 50g · “Noix Coquilles St Jacques” 50g

Lire la suite...

Beauté

Didy 10 mampateza ny « vernis »

02/11/2018

Rehefa manosotra « vernis », dia satry haharitra faran’izay ela eo amin’ny hoho izy ireny. Raha tsy « permanent » no anaovana, dia roa na telo andro izany dia efa manomboka miendaka.

Lire la suite...

Manerantany

“Nutella” miloko fotsy : na niparitaka ny sary nefa mbola tsy misy

02/11/2018

Niparitaka manerana ny tambazotra “Instagram” ny horonan-tsary mampiseho « Nutella », ilay patina sôkôla malaza vokarin’ny orinasa Ferrero, miloko fotsy.

Lire la suite...

Nodarohany ny zanany ary notapahany ny lohany

02/11/2018

Namono ny zanany vao 8 volana i Natalia Klob, renim-pianakaviana 25 taona, niteraka 3, sy ny namany, Viktor, 47 taona.

Lire la suite...

Nihena 60% ny biby dia eran-tany, tao anatin’ny 44 taona

02/11/2018

Araka ny tatitra vao navoakan’ny WWF, izay Tahirin’ny Firenena Mikambana ho an’ny tontolo iainana sy ny zava-boaary, dia nihena 60% ny biby dia eran-tany teo anelanelan’ny taona 1970 hatramin’ny taona 2014.

Lire la suite...

Conseils

Nendrikendrehin’ny sipako ho mampirafy azy aho, ka nisarahany. Tsy misy an’izany akory anefa, sady izaho tia be azy. Mba ampio aho fa mijaly.

02/11/2018

Azo inoana fa mbola tanora kely ianao manoratra io, tahaka izay koa ilay olon-tianao, ka tsy mbola matotra ny fitiavanareo.

Lire la suite...

look

Karazana paozy azo atao, amin’ny fahavaratra

02/11/2018

Efa miditra tsikelikely ao anatin’ny vanim-potoanan’ny orana isika izao. Na dia mbola tsy avy matetika aza ny orana dia tsara hatrany ny miomana amin’izany. Ireto indray ary ny soso-kevitra paozy mandritra ny herinandro entina miatrika ny orana.

Lire la suite...

Service

Iza avy ireo mivarotra kojakojan-dakozia ao anaty Facebook ?

02/11/2018

Ho an’ireo tsy afaka mandeha miantsena, vaha-olana amin’izy ireny ny fividianana ny entana ao anaty Facebook.

Lire la suite...

Astuces

Ny atao, mba tsy harary rehefa manala volomaso

02/11/2018

Marary ny fanalana volomaso raha vao tsy mahafehy tsar any teknika fanaovana azy. Ity fomba iray ity anefa dia azo hisorohana izany soa aman-tsara. Alikaola no ampiasaina.

Lire la suite...

Bon plan

ZOMA

02/11/2018

O ! Festif Rasta Andoharanofotsy : Jaovavy dance hall party manomboka amin’ny 9 ora alina

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo