Jejoo

En vente actuellement 31/10/2018


Archive du 31/10/2018

A la une

Tongolo gasy + tantely : 7 andro dia mihena

31/10/2018

Marobe ny tombon-tsoa entin’ny tongolo gasy amin’ny vatana. Mpanadio tena matanjaka ny vatana, amin’ny pozina sy ny loto izy io, hany ka tena mety raha ampiasaina hanariana ny lanja mihoatra.

 Lire la suite...

People

1. Namoaka vokatra vaovao ilay trano mpamokatra « Chanel ».

31/10/2018

Amin’ny maha masoivoho an’ity marika lehibe ity azy dia i Lily Rose Depp no nampiseho izany vokatra izany. Toa kanto mihitsy ny fomba hitondrany izany. Karazana lokomena sy manjamaso moa ireto vokatra vao nivoaka ireto.

Lire la suite...

Sakafo

Mofomamy amin’ny voankazo mena nasiana “fromage blanc”

31/10/2018

Akora ilaina · Biscotte 225g · Noisette efa voatoto 125ml · Tantely 4sf · Dibera 2sf

Lire la suite...

Shopping

Menaka « sésame » : Azo handrahoina sakafo, … mahasalama

31/10/2018

Vokatra iray, tsy ampoizina, tsy mahazatra kanefa manova tanteraka ny nahandro atao ao an-dakozia ny « huile de sésame ».

Lire la suite...

Beauté

Mikolo vodi-tongotra amin’ny karibônetra …

31/10/2018

Rehefa ririnina no vakivaky ny vodin-tongotra, fa rehefa mafana toy izao indray ny andro dia maina sy somary miofaka izy ireny.

Lire la suite...

Manerantany

Lehilahy nalain’ny rainy an-keriny, 31 taona taty aoriana vao hitan’ny reniny !

31/10/2018

Renim-pianakaviana Kanadianina iray no tafahaona tamin’ny zanany lahy indray, 31 taona taorian’ny nangalan’ny rainy an-keriny azy.

Lire la suite...

Ankizy vavy kely 9 taona afaka tamin’ny homamiadan’ny atidoha nahazo azy

31/10/2018

Nandritra ny 2 taona i Aniya Ardon, ankizy vavy kely vao 9 taona no niady tamin’ny homamiadan’ny ati-doha tao amin’ny hopitaly Morgan Stanley ao New York Etazonia.

Lire la suite...

Sambany no nisy vehivavy namono tena noho ny asa fampihorohoroana tao Tonizia

31/10/2018

Nitrangana asa fampihorohoroana tao Tonizia ny alatsinainy 29 oktobra lasa teo. Nitondra baomba ny vehivavy iray ka nanapoaka tena teo afovoan’ny arabe tao Bourguiba, izay lalana tena be mpandeha, any an-toerana.

Lire la suite...

Conseils

Zandriko 5 taona ny olona miaraka amiko.

31/10/2018

Tsy avelan’ny ray aman-dreninay miaraka izahay satria zaza niara-notaizaina, hono, nefa tsy misy rohim-pihavanana akory. Mba mangataka torohevitra.

Lire la suite...

look

Akanjo mariazy mora nefa tsara …

31/10/2018

Ny akanjo mariazy no jeren’ny mpanotrona mpanambady voalohany eny amin-drazazavavy. Rariny loatra araka izany raha sarotiny amin’izy itony ny vehivavy hanambady.

Lire la suite...

Famille

Fomba tsotra, manamaivana ny kitapon’ny mpianatra

31/10/2018

Mety hitarika harerahana be ho an’ny ankizy mpianatra ny filanjana kitapo mavesatra be isan’andro, na dia ilaina avokoa aza ireo fitaovana ao anatiny ao. Tsy vitan’izany koa anefa fa mety hanakorontana ny fitomboany ara-batana koa izany. Nozahanay ny fomba azo atao hanamaivanana ny kitapo entiny mianatra.

Lire la suite...

Citation

« Ta vie est le résultat des choix que tu fais. Si tu n’aimes pas ta vie, il est temps de faire de meilleurs choix. »

31/10/2018

Amin’ny maha-krisitianina ny ankamaroantsika dia betsaka tokoa ireo manankina tanteraka ny fiainany eo ambaniny fiahian’ilay Nahary.

Lire la suite...

Astuces

Arafesina ny lapoaly … asio ovy !

31/10/2018

Ny ranona ovy dia anisan’ny akora azo ampiasaina, mba hanalana ny arafesina amin’ny fitaovana ao an-dakozia toy ny lapoaly. Raha vao manomboka arafesina ny lapoaly dia toy izao no hikarakarana azy :

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo