Jejoo

En vente actuellement 30/10/2018


Archive du 30/10/2018

A la une

Voam-boatavo, azo isorohana ny aretin’ny fo sy lalan-dra

30/10/2018

Tsy voatery ariana ny voana voatavo. Voalaza tao anatin’ny fandaharana “Taiza vatana” omaly, tao amin’ny Top Radio fa mahasalamana, misoroka ny homamiadana no sady mitondra soa maro izy ireny. Indro ny fikarakarana ireo voana voatavo ireo.

 Lire la suite...

People

90 andro izao no tsy nikitika zava-mahadomelina intsony i Demi Lovato.

30/10/2018

1. Ny volana jolay lasa teo mantsy izy no nampidirina hôpitaly vonjimaika noho ny fidorohana zava-mahadomelina tafahoatra.

Lire la suite...

Sakafo

Alarobia : Voatavo sy henabaolina – 8.000Ar

30/10/2018

Akora ilaina · Voatavo 2.000 Ar · Toton-kena ½ kg – 5.500 Ar

Lire la suite...

Forme

Manamafy ny hoza-damosina sy ny fitombenana

30/10/2018

Faritra ma adino ao anatin’ny fikoloam-batana ny lamosina, kanefa tena tsara hamafisina matetika tokoa ny hozatra ao atetikaminy.

Lire la suite...

Sexo

Vehivavy ampy torimaso, mazoto miray kokoa

30/10/2018

Maro dia maro ireo voalaza fa voka-tsoa azo avy amin’ny fahampian’ny torimaso sy ny kalitaon’izany.

Lire la suite...

Beauté

“Sésame” : mahatsara volo sy tarehy, miaro amin’ny diabeta

30/10/2018

Sady tsara ho an’ny fahasalamana no tsara ho an’ny endrika sy bika ny “sésame’. Ny menaka “sésame” sy ny voany dia manan-karena otrikaina mahatsara ny hoditra sy ny volo. Miaro amin’ny aretina samihafa toy ny homamiadana, ny diabeta sy kolesteroly koa anefa izy ary mampidina ny tosi-dra koa.

Lire la suite...

Manerantany

Indonezia : Boeing 737 nianjera tany an-dranomasina

30/10/2018

Fiaramanidina Boeing 737 iray, an’ny kaompaniam-pitaterana an’habakabaka Lion Air no nianjera tany an-dranomasina tamin’ny alatsinainy lasa teo raha vao avy niainga fotoana fohy

Lire la suite...

Ankizy lahikely 7 taona nijery horonan-tsary mamoafady, nanolana ny mpiara-mianatra

30/10/2018

Zazavavikely iray vao 6 taona no nararaotin’ireo namany, ankizilahikely anankiroa, izay samy 7 taona avy tao amina sekoly ambaratonga fototra iray any Aostralia.

Lire la suite...

Mangataka fanamelohana ho faty ho an-drainy ny zanany

30/10/2018

Mpirahavavy miisa 3 no nanangona Sonia ho fangatahana fanamelohana ho faty ho an’ny rainy izay namono ny reniny tany Korea.

Lire la suite...

Conseils

Niaraka tamin’olona nandritra ny 3 taona aho.

30/10/2018

Niafina foana izahay tamin’izany satria hoe : mbola kely, hono. Nampirafy ahy ihany izy nandritra ny 2 taona voalohany niarahanay, saingy nifona foana rehefa tratrako dia namela azy aho.

Lire la suite...

Diététique

Toy ny ahoana izany sakafo voalanjalanja ?

30/10/2018

Voaresaka matetika ny hoe tokony hisakafo voalanjalanja tsara ny olona tsirairay mba ho salama. Toy ny ahoana marina anefa izany ?

Lire la suite...

Citation

« Trouve un endroit à l’intérieur de toi ou il y a de la joie et utilise cette joie afin de brûler ta douleur ». Joseph Campbell

30/10/2018

Ny olombelona hono tsy nohariana ho ratsy, fa ny tontolo iainany sy ivoarany no manova azy tsikelikely. Rehefa mandinika tokoa dia tahaka ny mitovitovy fomba fijery, mitovitovy fitondran-tena ny ankizy any am-boalohany.

Lire la suite...

Service

Ireo laharana antsoina, raha sendra ny loza …

30/10/2018

Tsy mampilaza ny loza. Izany indrindra no tokony hitahirizana akaiky an’ireto laharana ireto, raha misy vonjy taitra tampoka.

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo