Jejoo

En vente actuellement 29/10/2018


Archive du 29/10/2018

A la une

Mampihena tena amin’ny dite…izao no atao!

29/10/2018

Raha te hanary lanja dia tsy maintsy hafainganina ny fiasan’ny metabolisma. Rehefa miasa haingana ny metabolisma dia sady mihatsara ny fandevonan-kanina no betsaka ny kaloria very. Ireto misy karazana dite roa manetsika ny metabolisma. Hanampy anao hihena sy ho salama tsara izy ireo.

 Lire la suite...

Santé

Ny hamantarana fa tsy ampy rano ny zazakely…

29/10/2018

Mety hahafaty ny zazakely ny tsy fahampian-drano. Ny hafanana dia isan’ireo mety hitarika izany. Ilaina araka izany ny manome rano azy matetika. Azo atao koa ny manamboatra ny sakafo haniny. Torohevitra mahakasika izany no omenay anao.

Lire la suite...

People

Tsy miha-antitra mihitsy ry JLo, Jessica Alba, Usher…

29/10/2018

Mandeha ny taona, nefa tsy hita soritra eny amin’ny endrik’ireto olo-malaza ireto izany. Toa tsy miha-antitra mihitsy mantsy izy ireo.

Lire la suite...

Love

Mety ho sambatra ny olona tsy manana olon-tiana !

29/10/2018

Toy ny zavatra rehetra, izay misy lafy tsarany sy lafy ratsiny, dia ahazoana tombony ihany koa ny tsy fananana olon-tiana.

Lire la suite...

Actualités

Tsy fanjarian-tsakafo any Atsimo :

29/10/2018

Ny fitarihan-drano no vahaolana, efa misy ny tetikasa ho amin’izany Amin’izao fotoana dia lasa isan-taona no misy kere any amin’iny tapany atsimon’ny Nosy iny, noho ny fiovan’ny toetr’andro. Miala 3km ny tanàna ny mponina, raha akaiky indrindra, vao mahazo rano…

Lire la suite...

Beauté

Ny atao mba handaitra tsara ny maska

29/10/2018

Be dia be ny karazana maska vita amin’ny akora natoraly sy namboarina ao an-trano saingy maro be koa ireo vehivavy no mitaraina fa tsy mandaitra akory izany.

Lire la suite...

Manerantany

Etazonia : mpitsoa-ponenana an’aliny, hosakanana tsy hiditra any an-toerana

29/10/2018

Miaramila an-jatony mahery no nahetsiky ny governemanta ao Etazonia mba hanakana ireo mpitsoa-mponenana efa an'alina avy any Honduras mikasa ny hiditra any an-toerana.

Lire la suite...

Zazakely vao teraka maty noho ny oroka

29/10/2018

Vao teraka 8 andro i Aliza, zanaky ny vehivavy amerikanina 19 taona iray dia maty.

Lire la suite...

Tsy eken’ny mpitsabo frantsay ny hanomezana alalana ny farmasianina hamoaka taratasim-panafody

29/10/2018

Vao eo am-pandinihina ny volavolan-dalàna mahakasika ny famatsiana ara-bola ireo fiahiana sosialy ao Frantsa ny solombavam-bahoaka any an-toerana, ny faran’ny herinandro teo.

Lire la suite...

Tsy voaray ho polisy ireo indonezianina efa tsy virijiny intsony

29/10/2018

Miavaka dia miavaka ny fepetra takiana amin’ireo polisy vavy any Indonezia. Raha hamafisan-tsaina sy fahavononana mantsy no takiana amin’ireo vehivavy hanao polisy amin’ny firenena hafa dia ny hatsaran-tarehy sy fahadiovana kosa no andrasana amin’ireo vehivavy indonezianina.

Lire la suite...

Psycho

Ny tsara ho fantatra, rehefa hamorona anaran-janaka …

29/10/2018

Ny anarana no hamaritana voalohany ny maha- olona. Teboka iray hitarafana ny toetran’ny olona tsirairay ihany koa ny anarana. Ny ray aman-dreny misafdy anaran-janaka araka izany dia mila mandinika tsara satria iankinan’ny fiainan-janany iray manontolo io anarana omeny io.

Lire la suite...

Conseils

Vehivavy 25 taona aho, miaraka amin’ny tovolahy 21 taona.

29/10/2018

Mifankatia izahay saingy niteny tamiko izy fa tsy afaka ny hanambady ahy hono, noho io elanelan-taonanay io.

Lire la suite...

Zoma mafinaritra

Lasopy amin’ny patsa be sy voanio

29/10/2018

Akora ilaina · Fraomazy malemy singany 3 · Patsa be 250g · Tongolo be 2 · Poavrao mena 1 · Tongolo gasy hasiny 3 · Menaka oliva 2 sf · Voatabia 2 · Vary 90g · Sakay voatoto ¼ sk · Voatabia amin’ny boaty ½ sk · Sira 1 sk · Dipoavatra ¼ sk · Ranom-boasarimakirana 1 · Persily 2 taho · Rano 800ml

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo