Jejoo

En vente actuellement 26/10/2018


Archive du 26/10/2018

A la une

Dite hafakely, mampiakatra ny tosi-drŕ diso latsaka…

26/10/2018

Zava-doza ho an’ny fahasalamana ihany koa ny filatsahan’ny tosi-dra ho ambany loatra. Ho an’ireo izay manana olana amin’ny tosi-dra mora milatsaka dia hanampy azy ireo ny dite amin’ny romarin.

 Lire la suite...

People

Voatery tsy maintsy nofoanana ny seho tokony notanterahin’i Justin Timberlake

26/10/2018

1. tao amin’ny Madison Square Garden, any New York ny alakamisy lasa teo. Tapaka mantsy ny “corde vocale” an’ity mpihira ity ka tsy navelan’ny mpitsabo hihira aloha izy.

Lire la suite...

Love

Mba tsy ho voasarika any an-kafa izy…ireto atao!

26/10/2018

Rehefa ny fifankahazarana sy ny fiarahamonina fotsiny sisa no manjaka eo amin’ny olon-droa dia mety tsy hanintona ny lehilahy intsony ny vehivavy. Ny olana dia mety ho voasarika any an-kafa izy, izay manaitaitra azy kokoa, amin’ny lafim-piainana maro. Inona ary no vahaolana ?

Lire la suite...

Sakafo

Fraomazy soja na « tofu » amin’ny legioma

26/10/2018

Akora ilaina · Fraomazy soja 350g (ilay “bloc” lehibe iray iny) · Brocoli 1 · Sakay mena 1 · Karaoty 2 · Tongolo maitso tahony 4 · “champignons de Paris” 8 · Tongolo gasy hasiny 3 · Tavim-boanio 1 boaty · “Curry” 2 sf · Menaka 2 sf · Ravina bazilika · Saosy soja 6ml · Sira sy dipoavatra

Lire la suite...

Beauté

30 taona … ireo fahazarana 8 tokony atao amin’izay !

26/10/2018

Ivon’ny fahatanorana sy ny hery ny faha-30 taona. Miova manaraka izany koa ny endrika sy bika, ka raha tiana hateza ela ny hatsarany, dia mila koloina manomboka eo amin’io taona io.

Lire la suite...

Manerantany

Entanina hanao fitiliana ny Chlamydia ny vehivavy tanora ao Frantsa

26/10/2018

Mangataka sy manentana ireo tanora vehivavy ao Frantsa ny fahefana avo ho an’ny fahasalamana na ny Haute Autorité de Santé ao an-toerana, mba hanao fitiliana ny otrikaretina Chlamydia.

Lire la suite...

Te hividy sambo hipetrahan’ireo mahantra i Ken Capron, miliardera amerikanina

26/10/2018

Maniry ny hividy sambo lehibe iray ao Portland, ilay mpandraharaha amerikanina, Ken Capron. Tiany hamboarina izy ity mba hipetrahan’ireo olona tsy manan-kialofana any an-toerana.

Lire la suite...

Olona 40 no namoy ny ainy vokatry adim-poko tany Somalie

26/10/2018

Olona maherin’ny 40 no namoy ny ainy vokatry ny adim-poko tany Somalie, ny talata lasa teo.

Lire la suite...

Conseils

Vehivavy 23 taona aho, miaraka amina lehilahy manambady.

26/10/2018

Milaza amiko izy fa hisaraka amin’ny vadiny, nefa tsy mbola nanao izany akory, efa 2 taona izao. Sady mbola miaraka amina vehivavy hafa koa izy. Efa tratra foana nefa tsy miaiky hadisoana mihitsy. Te hisaraka aminy aho nefa mbola tena tia azy sady malahelo azy koa.

Lire la suite...

look

Paozy herinandro , ho an’ny vehivavy mpiasa birao

26/10/2018

Amin’ny ankapobeny dia fitafiana mihaja hatrany no tokony hisaloran’ny vehivavy mpiasa birao. Kendrena hifanaraka amin’ny vaninandro sy ny toetrandro kosa anefa no mahalafatra izany. Indro ŕry ny soso-kevitra fiakanjo mandritra ny herinandro, ho an’ireo vehivavy mpiasa birao.

Lire la suite...

Citation

« Une vie sans chocolat est une vie ŕ laquelle manque l'essentiel » . Marcia Colman et Frederic Morton

26/10/2018

Paradisa kely, hono ny “chocolat” ary tsy misy vehivavy tsy mankafy azy. Ilay Amerikanina mpanao sary malaza, John G.

Lire la suite...

Service

Ireo laharana antsoina, raha sendra ny loza …

26/10/2018

Tsy mampilaza ny loza. Izany indrindra no tokony hitahirizana akaiky an’ireto laharana ireto, raha misy vonjy taitra tampoka.

Lire la suite...

Bon plan

ZOMA

26/10/2018

CGM Analakely : Tambour Gasy manomboka amin’ny 7 ora sy sasany hariva. Paf: 5.000Ar

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo