24/04/2018
Tena marina ny tantaran'i "Mizara karatse", hiran'i Black Nadia sy "Fôsy jôkera", an'i Flash B. Ity farany no nilaza izany, nandritra ny fahatongavany teny Ivato ny zoma teo, taorian’ny fivoahany kely tany Afrika.
24/04/2018
Efa fantatra ny antony nahafaty azy, saingy tsy namoaka izany ho fantatry ny rehetra kosa ireo pôlisy, noho ny fangatahan’ny fianakaviana. Efa tamin’ny taona 2016 i Avicii no niaka-tsehatra farany, vokatry ny aretin’aty nahazo azy.
24/04/2018
Manelingelina ny maso ny tavy mivoitra kely eo ambanin’ny helika. Azo atao tsara ny manala azy iny. Ireto manaraka ireto no atao…
24/04/2018
1- 300. 000 Ar, Tia Haingo Boutique Analakely, Imm. Lai Bao, 1er étage à droite de l’escalier 2- Boutique 51 Ampefiloha, croisement entre Imm. Aro & BNI, en face de Saffron Boutique
24/04/2018
Efa nentina matetika tato anatin’ny lahatsoratry ny Jejoo ireo voka-tsoa entin’ny fanaovana firaisana ara-nofo matetika, izay miantraika amin’ny vatana sy ny saina. Tsy voaresaka matetika kosa ny mety ho voka-dratsin’ny fijanonana tsy miray ara-nofo ao anatin’ny fe-potoana iray. Olana 5 mety hitranga, vokatr’izany ireto, miseho eo amin’ny lehilahy sy ny vehivavy.
24/04/2018
Ny volomaso dia manana anjara toerana lehibe ho an’ny tarehy, satria afaka manova ny endrika. Betsaka ny fomba azo atao ikarakarana ny volomaso.
24/04/2018
Misy ankizikely somary marefo ka mora azon’ny aretina entin’ny rivotra sy ny fiovaovan’ny toetr’andro. Azo amboarina ny fomba fisakafon’ny zanakao mba hahatonga azy hatanjatanjaka tsara sy ho salama hatrany, hiatrika ny ririnina. Na ireo zaza malain-komana lava aza dia azo omena amin’ireto sakafo ireto, dia ho hitanao fa ho salama hatrany.
24/04/2018
Tanora 5 mianadahy, samy mbola adolantsento, no niara-nilomano tamin’ny toerana tsy azo hanaovana izany, ao Val d’oise Frantsa, ny faran’ny herinandro teo.
24/04/2018
Niady tamin’ny homamiadana nanditra ny 15 volana i Bailey Cooper, ankizilahikely amerikanina, 9 taona. Herinandro fotsiny anefa, araka ny tomban’ny mpitsabo, ny fe-potoana nahafahan’ity ankizilahikely ity miaina,
24/04/2018
Tsy dia miraharaha firy mahakasika ny fanolanana mihatra amin’ireo zazavavy latsaky ny 12 taona ny governemanta, ao Inde.
24/04/2018
De nouveaux outils indolores et plus pratiques ont reçu le feu vert des autorités de santé aux Etats-Unis. Ils arriveront sans doute bientôt dans les laboratoires d'analyses biologiques en France.
24/04/2018
Lasa misotro toaka foana izy ary mody alina matetika, fa tsy mampirafy ahy anefa akory. Inona no ataoko fa izy mantsy tsy miraharaha ny teniko mihitsy rehefa mba mananatra azy aho ?
24/04/2018
Araky ny nambaran’ny manam-pahaizana avy ao amin’ny fikambanana nasionaly ho an’ny olan’ny torimaso any Etazonia dia mahasalama kokoa ny matory miboridana noho ny manao akanjo.Notanisain’ny dr Sarah Brewer, izay nitarika ny fikarohana ny tombontsoa azo avy amin’izany :